Day: 2 mars 2016

Vokatry ny fivadihan’ny lakana nitondra mpandeha, teo amin’ny fihaonan’ny ranomasina sy ny reniranon’ny Belo, vinanin’i Soarano Delita, any amin’ny distrikan’i Belo Tsiribihina, ny asabotsy hariva teo, dia tovolahy iray 16 taona no lasan’ny rano ka mbola tsy hita popoka hatramin’izao, na dia efa nokarohina aza. Araka ny vaovao voaray dia nanonja be ny reniranon’i Belo…

Alasora – Vaky fasana, razana enina indray nanjavona Nisehoana vaky fasana sy halatra taolam-paty indray teny amin’iny faritra Alasora iny, ny alatsinainy lasa teo. Vokany, razana enina be izao no indray nozimbazimbain’ireo olon-dratsy. Lasa avokoa moa ny taolan-davan’ireo razana ireo. Mpiandry omby sendra nandalo teny an-toerana no nahita ny fasana nivoha kanefa tsy nisy mpandevina.…

Omaly maraina be no nahitan’ny olona fatin-dehilahy tao anaty tatatra teny Ambodivona, eny amin’ny fiantsonan’ny taxi-brousse. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa ny alatsinainy hariva ity olona ity no nikasa handeha hody any Toamasina. Efa nahazo tapakila izy ary efa raikitra ny dia. Tsy dia nazava loatra anefa nanomboka teo ny fandehan-javatra. Efa nahazo toerana tao…

Afaka mba misento kely indray aloha izany ireo mponina sy mpandalo eny amin’iny faritra Antanimena, Antaniavo sy ny faritry ny lalam-by iny. Voasambotry ny pôlisy avy ao amin’ny UIR, omaly hariva tetsy Ankorondrano mantsy ry Rafanafody sy ny tariny, mpanendaka rain-dahiny sy ikoizan’ireo mponina eny amin’iny faritra iny. Raha ny zava-nisy : tokony ho tamin’ny…

L’image a fait la une de la plupart des journaux de lundi dernier. L’ancien président Marc Ravalomanana posait en souriant aux côtés de ceux qui ne l’avaient pas ménagé sur le plan politique, ces dernières années. Les adversaires d’hier semblent être devenus des amis aujourd’hui. Ce rapprochement peut s’expliquer par les épreuves qu’ils ont traversées…

Smatch’in 2016 : 32 équipes dans la course

Qui vont succéder aux équipes de la Faculté DEGS chez les hommes et de l’INSCAE chez les dames ? La course est ouverte à partir de ce samedi et ce jusqu’au 13 mars au Palais des Sports de Mahamasina. Devenu une tradition, le tournoi de basket-ball inter-instituts Smatch’in revient cette année pour une cinquième édition. Une…

Confirmation de Challenger Et de deux pour l’équipe du Challenger qui termine invaincue au Play-off de la Coupe du président au Complexe Sportif de Mahajanga. Hier, les protégés de Johnny Be se sont imposés par 63 à 58 face à l’USF de Haute-Matsiatra. Un deuxième succès qui qualifie les Achilles et consorts en quarts de…

Association « Zarasoa » : Sensibilisation sur l’éducation nutritionnelle

L’association « Zarasoa » mène actuellement une campagne de sensibilisation portant notamment sur l’éducation nutritionnelle pour les femmes enceintes. Priorité sera donnée également aux enfants de moins de 5 ans. Ce projet a été réalisé avec le concours de l’Office National de la Nutrition (ONN). L’association a débuté sa campagne la semaine dernière, au Toby Anosy Avaratra…