Day: 19 mars 2016

Seulement 64 % des femmes malgaches allaitent leurs enfants jusqu’à l’âge de 6 mois. Pourtant, c’est uniquement pendant cette durée que l’on peut avoir un allaitement maternel exclusif (AME). «Néanmoins, l’on peut affirmer que plus de 90 % des mères allaitent depuis la naissance du nouveau-né jusqu’à la sortie de l’hôpital», confie le Pr Lova…

Hery Rajaonarimampianina : « Il nous manque de vrais patriotes » !

Inauguration, constat et message politique ont eu lieu hier avec le Président Hery Rajaonarimampianina dans la commune de Mahatalaky, endroit stratégique d’Anosy. Le mini raid de 35 km de Fort-Dauphin jusqu’à Mahatalaky a épuisé plus d’un et surtout a pu démontrer à toute la délégation officielle, l’état plus que délabré de cette portion de route…

Ankadimbahoaka : Lehilahy nanolana ny zanany vao 11 taona dia nandositra

Voasambotry ny polisy ihany ny lehilahy iray nametaveta ny zanany vavy vao 11 taona rehefa avy nifampitadiavana nandritra ny roa taona latsaka teo. Rehefa tratra ity olona ity dia voalaza fa nanaiky ho nanao ny heloka. Tamin’ny taona 2014, nametraka fitoriana tany amin’ny polisy miandraikitra ny fiarovana ny zaza tsy ampy taona sy ny vehivavy…

Kiadin’i Madagasikara Fivondronana Radama :  Pour la reconstitution de son histoire

En 1961, la première troupe de Scouts sous le nom de Kiadin’i Madagasikara (KIM) Fivondronana Radama est constituée à Madagascar. Mais à l’époque, les sections filles et garçons étaient encore séparées. C’est en 1962 que les éclaireuses et éclaireurs se sont réunis au sein d’un seul mouvement. Afin de fêter dignement le 55e anniversaire, l’année…

Farafangana : Zafisoro sy Antefasy, vita ny ady, nihavana ny foko roa

Ela ny ela. Tontosa teto Farafangana ny lanonana manetriketrika ara-pomban-drazana ny amin’ny fampihavanana ireo foko roa, ny Zafisoro sy ny Antefasy. Natrehan’ny tompon’andraiki-panjakana isanisany notarihin’ny Praiministra Jean Ravelonarivo, izay zanaky faritra rahateo sady nialoha lalana ny Filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina, hitarika ny lanonana ofisialy anio. Manga tanteraka ny lanitra amin’ny lafiny rehtra teto amin’ny renivohitry…

Tafiditra tao an-trano ireo olon-dratsy izay nitondra zava-maranitra toy ny sabatra sy fitaovana hafa famakiana trano. Ny alin’ny alakamisy teo, tokony ho tamin’ny 11 ora, no nigadona tao ireo olon-dratsy. Voapitsoka aloha ny varavarana voalohany ary mbola voavohan’ireo ihany koa ny « grille de protection » rehefa hadinon’ny tompon-trano teo ny fanalahidy. Tafiditra tao an-trano araka izany…