Day: 23 mars 2016

Vatana efa simba sy mamofona no hitan’ny fokonolona teny Ambodirano, Ankadindravola, omaly maraina, lehilahy tokony ho 60 taona any ho any. Ny fizahana nataon’ny tompon’andraikitra no nahafantarana fa maty novonoina ity rangahy ity, satria nahitana ratra teo amin’ny lohany, antony nitarika ny fahatesany, raha ny vinavinan’ireo mpitsabo. Natsipy tao amin’ity tanimbary izy nony avy eo.…

Dix ans dans le milieu urbain, un événement qui se marque d’une pierre blanche. Pour son anniversaire, le label « Laskart Madagascar Clothes / United for street fashion » organise ainsi une manifestation qui lui ressemble. Autrement dit, la culture urbaine sera  à l’honneur. La célébration débutera ce 26 mars. « Ce sera la première des séries d’événements pour…

Fitondràna peratra, vangovango, rojo fiambozonana izay nitotaly iray kilao kanefa tsy nisy taratasy fampilazàna ny ladoany mahakasika ny fanondrànana izany no tena antony nisamborana ny teratany srilankais efatra izay saika handeha tamin’ny Kenya Airways ny tolakandron’ny alakamisy lasa teo. Teo amin’ny fisavàna mahazatra nataon’ireo mpiasa eo amin’ny fadintseranana no nahitàna an’izany. Tsy niafina rahateo ireo…

Mirongatra ny aretina tazomoka mahery amin’izao any amin’ny Kaominina ambanivohitr’i Besely, Distrikan’i Betioky Atsimo, Faritra Atsimo Andrefana. Fanina ary tsy mahatsiaro tena tampoka izay tratrany, avy hatrany dia miafara amin’ny fahafatesana, ka ny zaza madinika no tena lasibatr’ity aretina ity. Ankizy an-jatony mahery no efa matin’ity tazomoka mahery ity, raha ny filazan’ny ben’ny tanàna voafidy…

Née le 6 septembre 1957 à Port-au-Prince, Haïti, Michaëlle Jean avait fui avec ses parents le régime dictatorial de François Duvalier pour émigrer en 1968 au Canada où elle compléta à l’Université de Montréal un baccalauréat ès arts en littérature et langues modernes. Titulaire d’une maîtrise en littérature comparée, elle devait parfaire ses connaissances dans…

Omaly talata no nosamborin’ny polisy vao marainabe tamin’ny 5 ora, tao an-tranon-dray aman-dreniny, teny Ambolonkandrina ilay lehilahy voalaza fa nangarona sy nandoatra ny masaon-janany vavy. Ny alin’ny alakamisy hifoha zoma, tamin’ny herinandro lasa teo, no niseho ity herisetra ity. Rehefa nofotorana ny anao lahy dia voalazan’ny tatitra avy amin’ny polisy nanao ny fanadihadiana fa niaiky…

Raikitra hatramin’ny fifamaliana izay niafara tamin’ny fifampikasihan-tànana. Ny antony dia nisy olona nividy simenitra, ary teo amin’ny fifanarahana tamin’ny mpivarotra dia aterina any aminy izany. Ny olana anefa dia olon-kafa indray no tonga teo amin’ny fotoana ary io no naka ny entana. Dia tena ohatra ireny olona tena mpibata sy tompony ireny izy ireo nandritra…

Rosa Rakotozafy :  « Nous avons atteint notre objectif lors de cette 4e édition  de la course »

La 4e édition de la course pour la solidarité féminine a réalisé un carton plein dimanche. Un engouement des participants qui s’allie à la cause des olympiens. Rosa Rakotozafy, présidente de l’Association Malgache des Olympiens dresse le bilan. Interview. MIDI : Quel bilan dressiez-vous à l’issue de l’évènement de dimanche dernier ? Rosa Rakotozafy (R.R) : C’est un…