Day: 25 mars 2016

Niara-niofana, niara-nihira, niara-nanao fanatanjahantena ary niafara tamin’ny fisakafoana miaraka. Omaly no notontosain’ny sampana vonjy aina eo anivon’ny hopitaly Hjra, ny fifampiarahabana tratry ny taona teo amin’ny samy mpiara-miasa. Isan’ny dingana vita tamin’ny taon-dasa raha araka ny lehiben’ny sampan-draharaha ny fanatsarana ny “bloc orthopédique”, ny fahazoana ny “ambulance”, ny seza fitondrana marary (chariot). Napetraka ho tanjona…

Tovovavy iray 22 taona no maty namono tena nitelina poizim-boalavo rehefa nisarahan’ny olon-tiany, afak’omaly tany Toliara. Ny vata-mangatsiakany efa tsy nisy aina intsony no novantanin’ ireo fianakaviana niray trano taminy ny maraina ny andro. Araka ny loharanom-baovao voaray dia nisarahan’ny sipany ity tovovavy ity satria tratran’ilay tovolahy sakaizany nampiaraka sy nifampisakambina tamin’ny lehilahy hafa ny…

Zandary mpiana-draharaha telo no naratra vokatr’ity lozam-pifamoivoizana ity. Nivoaka ny làlana ary namantana tany amin’ny dongona ny fiaran’ny Emmo: izay nitondra zandary maromaro saika hanamafy ny naman’izy ireo tany amin’ny “poste avancé” Ambohidratrimo. Potika ihany koa ny lohan’ilay fiara tsy mataho-dàlana ary voatery notarihina nandeha tany Ambohidratrimo. Raha araka ny vaovao nampitaina taminay, dia efa…

Nanapa-kevitra ny  hanafoana ny lanonana rehetra  tamin’ny ora farany, ny COMADIS amin’ny hetsika rehetra izay nokasaina hatao eto Antsirabe mandritra ny fankalazana ny fetin’ny Paska, na dia efa tomombana avokoa aza ny fanomanana rehetra. Izany dia vokatry ny tsindry sy fandrahonana mahazo ny orinasa Fantatra izany nandritra ny valan-dresaka natao ho an’ny mpanao gazety omaly…

Tovovavy kely vao 14 taona monja niteraka kambana mianadahy no nindaosin’ny fahafatesana teo am-piterahana, ny alarobia lasa teo, tany amin’ny kaominina Ankililoaka Toliara II. Noho ny fahaverezan-drà be loatra no nahafaty an’ity zazavavy ity izay nampiterahan’ny renin-jaza. Efa safotra tsy nahatsiaro tena izy no noezahin’ny havany haingana nentina tamin’ny sarety hamonjy tobim-pahasalamana, izay 17km teo…

L’ancienne journaliste face à la presse malgache, hier, au bureau de l’OIF, à Antaninarenina. Il s’agit notamment de la Secrétaire Générale de la Francophonie, Michaëlle Jean. Des questions pertinentes lui ont été posées, à cette occasion. Ainsi concernant les îles éparses, le Secrétaire Générale de la Francophonie a déclaré que des discussions sont en cours.…

Portrait : Faguet Herschel Rabemanantena, un vrai touche à tout !

On le connaît dans le monde de l’arbitrage du football, mais l’homme a aussi d’autres talents qui font de lui un être d’exception sachant tout faire. Vraiment tout. La soif du savoir a conduit le Dr Faguet Herschel Rabemanantena à poursuivre des études à l’Ecole Nationale d’Administration pour embrasser une nouvelle carrière d’administrateur civil alors…

Antoetra-Zafimaniry / Eau-assainissement et hygiène : Une priorité pour l’association humanitaire babakoto-France

L’association humanitaire babakoto-France présente dans la commune rurale d’Antoetra-Zafimaniry dans l’Amoron’i Mania, depuis plus d’une décennie, avec l’appui de ses partenaires a pu réaliser jusqu’à ce jour, au total, la construction de 33 nouveaux bâtiments scolaires comprenant 83 salles de classes et réhabilité sept bâtiments scolaires avec 19 salles de classes. 26 terrains de sports…

Wok & Grill Ambohimalaza : Ambiance musette et discothèque

Si les spectacles du week-end pascal sont essentiellement tournés vers la musique, artistes connus à l’appui, le Wok & Grill à Ambohimalaza a choisi de mettre la danse à l’honneur, en organisant pour le dimanche de Pâques une journée récréative autour de grillades et spécialités chinoises. Danse de salon, musette… Tout le monde est invité…