Day: 4 avril 2016

Les évènements du 29 mars 2016 continuent d’alimenter le débat au niveau de l’opinion publique et des politiciens. Si chacun essaie d’interpréter les agissements du sénateur Lylison René et des forces de l’ordre, Saraha Georget Rabeharisoa, présidente nationale du Parti Libéral Démocrate, a fait savoir que « le fait de commémorer les évènements du 29 mars…

Les efforts pour atteindre l’objectif de sécurisation foncière qui figure parmi les promesses présidentielles se poursuivent. La Commune de Betafo vient de se doter d’un Guichet Unique Domanial et Topographique. Ce service foncier a été inauguré le 1er avril dernier par Rivo Rakotovao, ministre d’Etat en charge des projets présidentiels et de l’Aménagement du Territoire. Accompagné…

Tennis / Section Antananarivo Renivohitra : Sampras, Manuella, Vahia, Fitia confirment

Rideau sur le sommet de la section tananarivienne qui a pris plusieurs semaines pour sortir ses champions. Les habitués confirment, certaines têtes ont émergé. Mais, un grand mais, les matches par équipe n’ont pas vraiment plu. Les meilleurs jeunes du tennis restent en tête en général lors de cette compétition. Citons entre autres Sampras, Vahia…

Trano fisakafoanana iray ao Ambositra; izay an-dalam-panondrotana ny rihana faharoa no nianjera ka namono zazakely roa 5 taona sy 3 taona, ny 31 martsa lasa teo, teny amin’ny fiantsonan’ny fiara ao Alakamisy. Teo am-panamboarana indrindra ny trano ireo mpandrafitra no nirodana tampoka ny ilany avaratra ka nianjera niaraka tamin’izay ireo mpiasa telo lahy, izay naratra…

Tao anatin’ny taom-piotazana jirofo tao amin’ny distrikan’i Soanierana Ivongo faritra Analanjirofo, dia nanjaka ireo andian-jiolahy mitam-piadiana manafika ireo mpanangom-bokatra sy ireo mpandraharaha. Efa am-bolana maro no nanaovan’ny polisy notarihin’ny Kaomisera Tsima Felix Angelot fikarohana ireo andian-jiolahy mpanao izany; ny alarobia 30 martsa teo nisy ny vokatra azon’izy ireo. Saron’ny polisy tao Soanierana Ivongo raha ela…

La mise en œuvre des programmes définis dans le PRD (Plan Régional de Développement) et le SRAT (Schéma Régional d’Aménagement du Territoire) Vision 2030, pour le développement équitable et harmonieux de la région d’Amoron’i Mania requiert non seulement la participation de l’Etat, mais également et surtout l’appui de tous les partenaires techniques et financiers. C’est…

Nitrangana loza nahatsiravina indray tany Ihosy amin’ny lalam-pirenena fahafito iny, tany Ankily, ny 29 martsa lasa teo. Lehilahy iray no maty tsy tra-drano ary potika tanteraka tsy nisy noraisina ny vatany notetezin’ny kodiarana kamiao. Raha ny vaovao voaray ,dia nikirozaroza teo amin’ny varavaran’ilay kamiao ny tenany raha mbola teo am-pandehanana ilay fiara. Tsy nahatazona tampoka…