Day: 11 avril 2016

Ampitatafika : Kaporaly nahafaty vady, karohina

Samy naheno azy roa nifamaly ny mponina teo amin’ny trano nipetrahan’izy ireo, etsy Ampitatafika-Loharanombato. Manodidina ny tamin’ny folo ora teo no nitrangan’izany, raha araka ny fanazavan’i Rivoson Théogène, rain’i Amida Rivoharimanitra, ilay namoy ny ainy. « Hatreto aloha dia tsy fantatra mazava izay mety ho anton’ny ady. Naheno fifamaliana ny olona teo amin’ny manodidina ny trano,…

Ambatolampy : Frantsay nitaingina « bol d’or » maty voafaokan’ny kamiao

Maty tsy tradrano i Phillipe Berger, teratany frantsay, mbola ao anatin’ny fahatanorana, rehefa nifanehatra tamin’ny kamiao Mercedes iray tetsy akaikin’Ambatolampy. Nipitika efa ho tany amin’ny 25 metatra ny « guidon » an’ny moto izay notaingenany ary nizara roa ihany koa izany. Manazava avy hatrany ny hamafisin’ny fifandonana izany toe-javatra izany ary manazava ihany koa ny antony nahafaty…

Terrain Firaisankina 67 ha : L’inauguration pour ce vendredi

Les sportifs des 67Ha auront leur terrain d’entraînement et de  compétition. Le manque d’infrastructures est l’un des problèmes du sport malgache. Le nombre de licenciés et des pratiquants ne cessent d’augmenter, si les infrastructures  quant à elles restent les mêmes. Et comme le basket-ball est l’une des disciplines les plus pratiquées dans la capitale, le…

La municipalité de Fandriana, en partenariat avec le Lions Club Vohitsara d’ Antananarivo, dispose désormais de son parc d’attractions, à la grande joie de la population, les enfants en particulier. L’inauguration de cette aire de jeux a eu lieu le 19 mars dernier, en présence des autorités locales et d’une délégation du Lions Club Vohitsara…

Miditra amin’ny andiany faha-03 ny RRI na “Dian’asa Ahitana Vokatra Haingana” eo anivon’ny fitsarana Toamasina. Manomboka anio izany izay tsy hifarana ny 100 andro raha tsy ny 20 jona ho avy izao. Mandritra ity andiany faha-03 ny RRI-n’ny fitsarana Toamasina, dia ny fanohizana ny ezaka amin’ny fampidirana ireo saram-pitsarana sy ny lamandy navoakan’ireo nandritra ny…

Rock : Iraimbilanja, indémodable !

Certains groupes deviennent moins performants au fil des années. Pour Raimbl, c’est tout le contraire. Il se bonifie, tel le vin. Vendredi soir, Niry et ses frères ont donc mis le feu au Trass. Un vendredi joli pas comme les autres ! Rattrapés par leur renommée, Iraimbilanja n’a bien évidemment eu que… du succès. Vendredi soir,…