Day: 16 avril 2016

« Opération SMILE » : Plus de 1900 chirurgies réparatrices gratuites en 9 ans

Depuis sa mise en œuvre à Madagascar en 2007, plus de 1900 opérations chirurgicales gratuites ont pu être réalisées sur des enfants et jeunes adultes présentant des fentes labiales et/ou palatines ou d’autres malformations faciales, dans le cadre de l’« opération Smile ». Celle-ci en est aujourd’hui à sa 13e édition. Mis en œuvre dans plusieurs villes…

Le nombre de ministères auprès de la Présidence est passé de 1 à 3 dans le nouveau gouvernement. Projets présidentiels et Aménagement du Territoire ; Agriculture et Elevage ; Mines et Pétrole. Le rattachement de ces super-ministères à Iavoloha, dénote de la volonté du maître des lieux, d’avoir sous sa tutelle pour ne pas dire sous contrôle,…

« Hira gasy » : Ramilison Fenoarivo et Raedisamimanana Sahavato à Arivonimamo

Le Label village a organisé un spectacle de « hira gasy » dans son enceinte, à Arivonimamo. Un évènement dédié aux citadins et surtout pour promouvoir le tourisme rural. Trop populaire ? Peut-être mais cette fois, les organisateurs ont tout fait pour mettre tout le monde à l’aise. De l’air frais, une belle vue, un cadre agréable… et pas…

Voarohirohy ho tompon’andraikitra tamin’ny fanafihana iray nitranga, nanokafana fanadihadiana ao Toamasina ny mpamily ny fiara mitondra ny mpiambina ny minisitra iray. Mpitandro ny filaminana izy ary sokajiana ho mpiambina ny minisitra ihany eo amin’ny asany. Misy ofisie iray ihany koa ahiana ho niray petsapetsa taminy ka voatery nanokafana fanadihadiana avy hatrany. Heverina fa nampiasa ny…

Vao maraina ! Fiara tsy mataho-dalana, marika Toyota Prado, no nitsimbadimbadika indray teny amin’ny lalan’ny By pass, ary namarana ny lalany tany anaty lakan-drano, omaly tokony ho tamin’ny 6 ora tany ho any, raha ny nambaran’ireo nanatri-maso, teo amin’ilay sampanan-dalana mivoaka avy any Ankaraobato iny. Naratra mafy vokatr’izay ny mpandeha tao anatiny. Isan’ny nanaitra ireo…

# – Ambohitrarahaba. Sesilany ny halabotry. Isaky ny alina no andrenesana vaky trano eny amin’ny faritra Ambohitrarahaba. Manjaka ary tsy mety tapitra ny hala-botry amin’izao fotoana izao. Vao tamin’ny alin’ny alarobia, trano iray no nisy namaky ary lasan’ireo olon-dratsy ny akoho. Talohan’izany, trano hafa ihany koa no lasibatra ka very ny kojakoja maro. Tsy mifidy…