Day: 21 avril 2016

Nanomboka omaly ny fivoriana tsy ara-potoana ho an’ireo mpanolotsain’ny kaominina, izay haharitra telo andro mifarana anio. Isan’ny antom-pivorian’izy ireo amin’izany ny fihaonana amin’ireo mpanatanteraka, sy ny ben’ny tanàna, mikasika ny fitarainan’ny olona mikasika ny asa ataon’izy ireo. Fifamaliana sy valy boraingina. Omaly maraina raha tonga ny fihaonana tamin’ny ben’ny tanàna sy ireo mpanatanteraka, dia nivatravatra…

Nitrangana fanafihana mitam-basy indray tao an-tampon-tanànan’i Tsiroanomandidy, ny talata hifoha ny alarobia teo, tokony tamin’ny 12 ora alina. Andian-jiolahy miisa valo nitam-piadiana nanafika Kioska Mvola iray tao Atsimontsena ampitan’ny Lapan’ny Tanàna, ka vola enina hetsy ariary tavela tao amin’ilay toeram-pivarotana no lasan’ireo jiolahy, niaraka tamin’ny telefaonina amidy miisa 52. Jiolahy iray voatifitra azo sambom-belona. Tonga ara-potoana…

Miandry izay ho fanapahan-kevitra amin’ny fifidianana izay hatao amin’ny volana jolay izao, izay efa lamina fanao eo anivon’ny fiangonana loterianina Malagasy amin’ny fanovànana ny rafitra misy hatrany ifotony sady ahafahana mandray ny fanapahan-kevitra, hoy ny nambaran’ny pastora Manamaro Ferdinand, mpitandrina eo anivon’ny FLM Antanamandroso Moramanga.Vonona ny tenany hanaraka izay rehetra fanendrena azy, satria  hampita ny…

Secteur minier : Vers un échec de la solution contre les grandes ruées

Le site d’exploitation minière à Beparasy Moramanga, région Alaotra Mangoro risque une nouvelle fois la fermeture, malgré les démarches de formalisation entreprises. Considéré comme problème résolu, le site minier de Beparasy fait de nouveau parler de lui. Ce cas devait être le modèle type pour tous les cas de ruée à Madagascar.  En effet, l’Administration…

Le GIZ intervient essentiellement pour le compte du gouvernement fédéral allemand ainsi que pour des clients internationaux et des gouvernements d’autres pays. Le Premier ministre et non moins ministre de l’Intérieur et de la Décentralisation, Mahafaly Olivier a reçu, hier, à Anosy, la délégation de la coopération allemande GIZ. Ce dernier s’est paré ainsi de…

Un gouvernement de combat. Le gouvernement de Mahafaly Olivier veut visiblement réussir la bataille du développement économique sur toutes les lignes. Mais entre les déclarations d’intention et la réalité, il y a un fossé puisque à peine installé, le gouvernement est confronté aux maux qui minent la vie socioéconomique du pays. Il s’agit en l’occurrence…