Day: 23 avril 2016

Grève à Air Madagascar : Les autres syndicats venus en renfort

Une nouvelle menace grève générale plane sur Air Madagascar. Une manifestation s’est tenue hier devant le siège de la compagnie, à Analakely. Il s’agit d’une sommation selon les meneurs Sur les lieux étaient présents les quatre délégués du personnel de la compagnie, soutenus par des représentants d’autres syndicats comme celui de la JIRAMA, celui des…

Ny Filohan’ny Synodam-Paritany ALaotra (SPAL), dia sarotiny amin’ny fiarovana ny aim-panahin’ny kristiana ato amin’ny Faritra noho izy ireo vao nivoaka tsy ela tamin’ny olana lehibe (2008 – 2012), sy ny aim-panahin’ny Kristiana Loterana rehetra manerana ny Nosy izay mety hiparitahan’ny vaovao. Izany no antony lehibe nanakanany ny mpanao gazety izay voasariky ny fitiavana te-hahalala vaovao…

Tena misy sa tsaho ? Mihanaka vetivety tokoa mantsy ilay resaka biby hafahafa voalaza fa manaikitra olona eto an-drenivohitra. Nanomboka teny Ankadifotsy ny filazana ho fahitana ity biby, izay tsy mbola fantatra mihitsy ity, ary dia nitranga tsikelikely tato anatin’ny herinandro vitsy izay, ireo olona mijoro vavolombelona ny amin’ny fisiany. Ao mihitsy ireo tsy vitan’ny nahita…