Day: 28 avril 2016

Mpitsabo iray izay namita iraka tany amin’ny fokontany antsoina hoe Manakambahiny, eo anivon’ny distrikan’i Vatomandry no maty natelin’ny rano.Ny fokonolona no nahita ny faty teo amoron-dranomasina taorian’ny fitadiavana azy. Koa satria mahakasika famoizana aina ny raharaha, nanokatra fanadihadiana avy hatrany ny zandarimaria tao Vatomandry. Miasa amin’ny fikambanana iray ity dokotera namoy aina ity. Mateti-pitranga ny…

83% des Malgaches vivent en milieu rural, mais seulement 9% ont accès à l’assainissement amélioré. « Les autres pays sont déjà convaincus des efforts entrepris par Madagascar en matière d’eau, d’assainissement et d’hygiène, mais beaucoup restent encore à faire », souligne le ministre de l’Eau, de l’Assainissement et de l’Hygiène (MEAH) Roland Ravatomanga, lors de…

Nandriaka indray ny rà teny amin’iny lala-migodanan’Ivato iny omaly. Fiara kely iray no nifatratra teny amina fiara roa, rehefa avy nifaoka môtô teo an-tsisin-dalana. Vokany: olona telo no naratra mafy, anisan’izany ilay mpitondra môtô, ny mpamily an’ilay fiara kely ary mpandeha iray hafa tao amin’ireo fiara voadona. Tsy fantatra mazava izay antony nahatonga ny loza,…

Evénement : Le festival Elakelatrano s’invite dans les ruelles d’Ampandrana

Meme concept, mais autre endroit. Le festival Elakelatrano revient les 29 et 30 avril, cette fois dans le quartier d’Ampandrana-Besarety. Le meilleur moyen d’attirer les gens, de les inciter à s’intéresser à la culture, c’est de les approcher. C’est en tout cas l’avis des organisateurs du festival Elakelatrano. Une formule ayant fait ses preuves lors…

Tennis – Circuit africain : Sampras Rakotondrainibe s’est envolé hier

Après les Championnats d’Afrique-Australe au mois de janvier à Pretoria, Afrique du Sud, Sampras Rakotondrainibe poursuit son périple africain. Sampras médaillé de bronze en U12 à cette compétition zonale est qualifié pour les Championnats d’Afrique par équipe prévus le 28 août 2016 à Casablanca avec l’équipe de la zone Afrique-Australe. Avec ce très bel exploit,…

Tamin’iny fidinana be eny akaikin’n « Voirie » iny no niseho ny loza, omaly. Nisy “cyclo-pousse” nidina avy any ary ohatran’ny tsy nahatana hisatra ka nifatratra tamina olona iray nitondra moto. Naratra teo amin’ny tongony havia ilay mpitondra moto ary simba ny kodiaran-droa nentiny. Rehefa nifanazava teo anefa ny roa tonta dia nilaza fa tsy diso mihitsy…