Day: 12 mai 2016

TATOM : Le projet « Grand Tana » en gestation

Pour la commune urbaine d’Antananarivo, 36 communes périphériques seront impliquées dans la réalisation du projet TATOM. Projet piloté par le ministère auprès de la Présidence en charge des projets présidentiels, de l’Aménagement du territoire et de l‘Equipement (M2PATE) et financé par le gouvernement japonais à travers la JICA à hauteur de 500 millions de dollars.…

«Partout pour tous», tel a été le thème de la journée mondiale de la Croix-Rouge et du Croissant Rouge qui vient d’être célébrée hier pour Madagascar. La Croix-Rouge Malagasy, région Analamanga a marqué la célébration à travers un don de sang. Une occasion pour plus de 1 500 volontaires issus de 13 districts de ladite…

35 taona lasa omaly no nodimandry ilay mpihira malaza Jamaikanina, mpanjakan’ny Reggae, dia i Bob Marley. Maro amin’ireo mpankafy ity gadona reggae ity eto amintsika no mankalaza isan-taona ny andron’ny 11 mey, ary misy foana ny hetsika samihafa hanamarihana izany isan-taona. Tany Toliara, omaly antoandro, tao amin’ny fokontany Ampasikibo, dia tranga nahatsikaiky no niseho. Tovolahy…

Industrie : Renforcement du dialogue avec le secteur privé

Le secteur privé partage la vision du ministère de l’Industrie et du Développement du Secteur Privé. L’industrie doit être le moteur du développement économique. Le ministre de l’Industrie et du Développement du Secteur Privé, Chabani Nourdine l’a réitéré hier, dans le discours qu’il a prononcé lors de la  cérémonie d’ouverture de l’atelier de concertation sur…

Réunions à Mahazoarivo et au Carlton : La situation des finances publiques et l’environnement des affaires au menu

La salle Orimbato de la Primature va abriter ce jeudi 12 mai, la 7e réunion de concertation entre le gouvernement et les partenaires au développement dans le cadre du Groupe de Dialogue Stratégique (GDS). Une table ronde aura lieu également demain au Carlton. A l’ordre du jour de la réunion à Mahazoarivo, les objectifs de…

Lehilahy roa voalaza fa dahalo indray no niharan’ny fitsaram-bahoaka tany amin’iny faritr’Ikalamavony iny, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nentin’ny hatezerany ny vahoaka ka tsy namelany raha tsy maty teo ambany mason’izy ireo ireto voalaza fa olon-dratsy. Araka ny fampitam-baovao tany an-toerana dia tratra ambodiomby saika hanao ny asa ratsiny izy ireo izao nifanenjehan’ny olona izao.…

Fanafihana indroa miantaona no niseho tamin’ny toerana roa mifanakaiky, omaly alina. Ny iray teny Ankorondrano Andranomahery, ny faharao teny Andraharo. Araka ny vaovao voaray dia andian-jiolahy nirongo basy sy sabatra no nanafika ireo toerana roa ireo. Vokatr’izany, entana maro, vola sy firavaka volamena no lasan’ireo mpanagalatra. Andraharo. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa tokony ho tany…

Mirongatra ny andiam-balala any amin’ny distrikan’i Mahabo ka hatrany Miandrivazo ary hita efa manidina an-kilaometatra maromaro izany, satria isaky ny folo ka hatramin’ny roapolo kilaometatra dia ahitana andiam-balala amin’iny lalana avy eo Mahabo ka hatrany Miandrivazo iny, raha ny vaovao voaray, ka atahorana, noho izany, ny momba ireo voly vary izay efa akaiky hiakatra ankehitriny,…