Day: 12 mai 2016

L’Organisation du XVIe sommet de la Francophonie et la Fondation Alliance française Madagascar ont signé mardi dernier une convention de partenariat. Une collaboration qui concerne particulièrement l’organisation du Quiz ikoizana, dont le lancement a été annoncé le 21 avril dernier à l’AFT Andavamamba. « Forte de ses 30 alliances françaises implantées dans tout Madagascar, le réseau…

Avant de rejoindre hier matin le Palais du Sénat pour une rencontre avec les parlementaires malgaches, le Secrétaire Général des Nations Unies a accordé au Carlton une interview aux trois journalistes de trois organes de presse écrite nationale dont Midi Madagasikara. Midi : Etes-vous satisfait du processus de sortie de crise à Madagascar ? BK : « Oui, je…

Tsy mbola matotra ny fanapahan-kevitra  nivoaka omaly nandritra ny fikaonan-doha nataon’ireo mpianatra, ny mpampianatra, ny ray amandrenin’ny mpianatra ary ny prefet-n’Antsiranana, mahakasika ny fikatsaham-bahaolana amin’ny disadisa misy ao amin’ny lycée. Nanizingizina ireo mpianatra fa mila miova toetra sy fomba fiasa ny « censeur », amin’ny fikasihan-tanana ataony ireo mpianatra. Misy koa ny mpampianatra mandeha any am-pianarana nefa tsy…

#-Fenoarivo. Zazakely iray matin’ny pesta. Zazavavy kely vao 9 taona monja no matin’ny aretina nampiahiahy teny amin’iny faritra Fenoarivo Atsimondrano iny ny talata lasa teo. Efa notsaboina tany amin’ny toeram-pitsaboana ity zaza ity ary nalefa nody. Namoy ny ainy anefa izy nony tonga tany an-tranony. Ny fizahana nataon’ireo mpitsabo no nahafantarana fa tratran’ny pesta ity…

Habibiana tsy roa aman-tany no nihatra tamina ramatoa be iray tokony ho 87 taona, tany amin’iny faritra Belo/ Tsiribihina iny, ny herinandro lasa teo. Rehefa avy novonoina tamin’ny fomba feno habibiana mantsy ity vaviantitra ity, dia mbola nodoranan’ireo tsy mataho-tody indray ny trano nisy azy. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary any an-toerana dia mipetra-drery…