Day: 12 mai 2016

Pétanque : La Fédération Malgache sur un nuage !

Le séjour à Madagascar du président de la Fédération Internationale des Sports Boules, le Français Claude Azema, est perçu comme une véritable bouffée d’oxygène pour la Fédération Malgache de Pétanque. Madagascar a de fortes chances d’héberger le championnat du monde de pétanque. A cela une raison et une seule, les tractations pour l’organisation à Tana…

Nitrangana hain-trano nahatsiravina ny tao amin’ny fokontany Andranomainty distrikan’i Manakara, renivohitry ny Faritra Vatovavy Fitovinany, ny alin’ny 9 mey lasa teo, tokony ho tamin’ny 10 ora, ka trano miisa 38 tafo no kila hotohoton’ny afo, ary tafakatra 126 ireo tsy mana-kialofana vokatr’izany. Raha ny vaovao voaray dia tsy nisy azo noraisina ny ankamaroan’ny entana rehetra…

MENABE : Anosimena-Miandrivazo

« Ny fandaharanasa Matoy dia manampy betsaka amin’ny fampandrosoana ny kaominina », hoy Stella Onjiarisao, ben’ny tanàna. Tsy vitsy ankehitriny fa indrindra ireo ben’ny tanàna vaovao voafidy farany teo, no misedra olana  amin’ny fitantanana sy fampandrosoana ireo kaominina. Tsapa fa misy ireo  ezaka nataon’ny fanjakana foibe amin’ny famahana ireo olana isan-karazany, nefa voafetra ny hoenti-manana eo am-pelatanany.…

# – Tsaratanàna. Lasan’ny mpandroba ny vola 3 hetsy. Ny faha-7 mey lasa teo, nisehoana fanafihan-dahalo tany amin’ny tanàna antsoina hoe Ambatomitsangana, any Tsaratanàna. Vokatr’izany, olona iray no naratra voafira antsy. Lasan’ireo mpandroba ny vola mitentina hatrany amin’ny 3 hetsy ariary miampy DVD iray sy batery. Raha voa niseho ny fanafihana dia nanao ny fanarahan-dia…

La généralisation de la pauvreté est préoccupante. La croissance économique est faible et le taux de chômage élevé. L’accès à l’eau est l’un des plus difficiles au monde. Seuls trois enfants sur dix ici terminent l’école primaire. Ils devraient être en classe, en train d’apprendre et non ailleurs en train de travailler. Environ un Malgache…

Nahitana fatin-jaza menavava iray narian’olon-tsy fantatra indray tany Toliara afak’omaly. Raha araka ny loharanom-baovao dia nariana tamina lobolobo iray tsy lavitra ny arabe ny razana ary notaritaritin’ny alika ka nisy nahita. Raha ny tomban’ ireo nanatri-maso ity zava-doza mahonena ity dia tsaika dimy volana an-kibo nalana izy io ary nariana teo avy eo, satria efa feno avokoa ny…