Day: 19 mai 2016

Centre de Presse Malagasy : Acquisition de 86 ouvrages spécialisés en journalisme

La collaboration du Centre de Presse Malagasy avec l’Ambassade de France à Madagascar a porté ses fruits avec l’acquisition de 86 ouvrages spécialisés en journalisme, médias et en communication. « Ces ouvrages de qualité vont réellement aider les journalistes en exercice à booster leurs savoir-faire, et en même temps, à améliorer la connaissance de ceux…

Nahazo fahafahana vonjimaika omaly raha nandalo fampanaovana tao amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany tao Ihosy ilay mpitandro iray 44 taona, miasa ao Fianarantsoa, voarohirohy tamina varomaizina sy fitondrana rongony, izay tratran’ny sakana nandritra ny fisavana nataon’ireo Zandary Bemôtô (brigade de sécurité routière) Ihosy, tao Ankily, amin’ny lalam-pirenena fahafito iny, ny asabotsy hariva teo, tokony ho tamin’ny…

Nisehoana fanakanan-dalana tamin’ny lalam-pirenena faha-4 ny talata lasa teo efa hariva. Araka ny loharanom-baovo, fiara nitondra entana maro sy mpiantsena ity niharan’ny fanakanana ity. Tsy dia lavitra intsony ny tananan’i Maevatanana no niseho ny fandrobana fa eo amin’ny 45 km eo. Avy any amin’ny kaominina 5/5 ireo mpivarotra ireo. Teo amin’ny fivilian-dàlana teo amin’ny tetezan’i…

Association ASA : Construction d’une école par Orange Solidarité

Un bâtiment de 5 salles de classe et trois latrines pour le CEG ont été construits en faveur de l’association Ankohonana Sahirana Arenina (ASA) du Centre Administratif d’Ambatolahihazo, dans la commune rurale de Maroharona, district de Tsiroanomandidy. Des mobiliers pour les salles de classes ont aussi été offerts. Le gite d’accueil des accompagnateurs des malades…

Telo andro tafasaraka tamin’ny namany, taorian’ny fifandonana mahery vaika tamina andian-jiolahy, ny alatsinaina lasa teo, tany Ankazoabo Atsimo. Tsy hita popoka ny zandary roa sy pôlisy iray. Fantatra anefa fa hita ary velona soa aman-tsara izy telo lahy ireto, omaly. Efa reraky ny dia an-tongotra sy ny hanoanana ry zalahy ireto vao hitan’ny namany. Ratra…

Direct Aid : Les jeunes de Sabotsy-Namehana doublement gagnants

Un avenir assuré pour les 80 jeunes de la commune rurale de Sabotsy-Namehana. Ils sont doublement gagnants puisque non seulement, ils viennent de bénéficier d’une formation de 15 jours en agroalimentaire filière pâtisserie, hier. Ils ont également eu droit à des matériels électroménagers tels que des batteuses électroniques, réfrigérateurs, congélateurs, et des fours. Les formations…