Day: 25 mai 2016

Lycée Moderne de Mahitsy : Mise en place d’une direction des classes d’examen

Le lycée moderne de Mahitsy est l’un des premiers établissements de cette zone à avoir intégré l’informatique dans les matières enseignées. « Nous initions nos élèves à l’informatique depuis 2000 et proposons aussi des cours d’informatique à la population locale », selon le directeur technique et non moins proviseur du lycée, Faniry Léon Randrianarijaona. «…

Lasa zary fahazarana eo amintsika  ny fifamonoana, indrindra  rehefa sendra mahazoazo alikaola iny. Omaly, tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro teo, tovolahy iray izay vao 22 taona monja indray no notsindronin’ny zaodahiny antsy tao amin’ny toeram-piasany, eny Anosibe. Voa mafy tanteraka tokoa izy ka tsy afaka niarina intsony. Avy hatrany dia nentina tany amin’ny hopitaly. Raha…

Assemblées annuelles de la BAD : Vers la transformation de l’Afrique

2 500 participants sont présents aux Assemblées annuelles de la Banque Africaine de Développement (BAD) qui se déroulent cette semaine à Lusaka en Zambie. Si les rencontres ont déjà démarré lundi, la cérémonie d’ouverture officielle s’est déroulée hier, en présence de la délégation malgache conduite par le ministre des Finances et du Budget, Gervais Rakotoarimanana,…

Zava-doza mampalahelo indray no nitranga teny amin’ny faritra Malaza Andoharanofotsy iny, omaly maraina tamin’ny 10 ora sy sasany. Lehilahy iray 37 taona no nianjeran’ny « poteau »-n’ny Telma ka torana tsy nahatsiaro tena avy hatrany. « Efa asanay hatrizay ilay mamboly « poteau ». Fito lahy izahay no niara-nanainga ny « poteau » hiditra anatin’ny lavaka efa nohadianay. Saingy tsy nety mihitsy…

#-Akamasoa. Natao veloma farany ilay tompon’andraikitra nisy namono. Nampihetsi-po ny fanaovam-beloma farany ilay ramatoa kely nisy namono tamin’ny fomba mahatsiravina tetsy Alarobia, ny alahady lasa teo, teny amin’ny toby Akamasoa omaly. Saika hipoka tanteraka ny kianja nandraisana ny nofo mangatsiakan’ity tovovavy mendri-piderana, nanome ny fiainany manontolo ho an’ny fikarakarana ireo tsy manan-kialofana teny an-toerana ity.…