Day: 2 juin 2016

Ny talata lasa teo, nisehona lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona teny amin’ny faritra Andohoranofotsy. Ankizy roa zokiny sy zandriny nifampitrotro no niampita ny arabe. Nianjera anefa ilay kely ary tamin’izay fotoana izay nisy fiara be nandalo. Afaka niala ilay lehibe fa tavela kosa ny zandriny. Voahosin’ilay kamiao ity ankizy ity ary nitarika ny fahafatesany izany. Tsy nisy…

Centre Orchidées blanches : Un duplex comme source de financement

Le centre médico-éducatif «les Orchidées Blanches »  s’est doté d’un duplex à Androhibe. Il s’agit d’un bâtiment à deux étages avec deux appartements indépendants. Ce duplex sera désormais la source de financement pérenne du centre car il sera mis en location. Le centre est aidé financièrement par la Principauté de Monaco depuis 2007. A noter que…

Renim-pianakaviana 37 taona iray no hita faty tanaty lobolobo tao amin’ny fokontanin’Ambohidrasirika Mahazoarivo, omaly tokony ho tamin’ny valo ora sasany maraina. Tsy vitan’izany fa niboridana tsy nisy akanjo intsony ny tapany ambany. Voamarina fa vehivavy monina eny ihany izy ity. Tsy fantatra mazava izay zavatra nitranga saingy ho an’ireo rehetra nanatri-maso ny loza dia tsy…

L’événement Gasy Fashion, mettant en exergue l’art et l’artisanat malagasy, se tiendra à l’Hôtel de Ville le 4 juin de 9h à 17h30, suivi d’un défilé de mode dans la soirée.   L’initiative de Sariaka Rah part d’un constat. L’art et l’artisanat, qui  jouit pourtant d’une grande qualité, n’est souvent consommé que par les étrangers.…

Décidé en Conseil de gouvernement hier, au titre du ministère de la Culture, de la Promotion de l’Artisanat et de la Sauvegarde du Patrimoine, l’adoption du Projet de décret modifiant le décret n°2015-1200 du 15 aout 2015 portant création et organisation du Centre national d’enseignement de la musique et de la danse, portant organisation et…

Concours de poésie. « Toetra vokatry ny fanahy », « Fifaliana », « Tanin’ny fanahy » récompensés !

L’hebdomadaire Soa, à l’occasion de la journée mondiale de la poésie, a organisé un concours. Les trois meilleures œuvres ont été récompensées vendredi 27 mai dans les locaux de Midi Madagasikara. La journée mondiale de la poésie, un évènement qui, selon l’hebdomadaire Soa méritait d’être célébré comme il se doit. Et quelle meilleure manière de…

Lehilahy manodidina ny 53 taona indray no may nandritra ny fotoana niasany tao amin’ny orinasa lehibe iray ao Ambilobe ny herinandro lasa teo. Niendaka avokoa ny hodiny  amin’ny ilany havia.Voakasik’izany ny tarehiny, ny lamosiny ary ny tànany. Araka ny filazan’ny vadiny, sendra nanao “essais généraux” tao amin’io orinasa io ity lehilahy ity no izao nipoahan’ny…

Isany tena olana amin’ny filaminana ao Toamasina ny resaka fanendahana sy sinto-mahery ary ireo jiolahy manakan-dàlana amin’ny fotoana mahavitsy ny mpandeha amin’ny arabe ity. Saika lasa faritra mena avokoa ny làlana rehetra vokatr’izany, indrindra ny ao Ambolomadinika, Tanambao V, Ankirihiry, làlana CRJS, ary ny “boulevard” Ratsimilaho eny amoron-dranomasina. Vokatr’izay dia isan’ny baiko nomen’ny talem-provinsialy ny…