Day: 3 juin 2016

Ny talata alina lasa teo, lehilahy iray voatondro ho mpamosavy, no niharan’ny fitsaram-bahoaka, teny amin’iny faritry ny “La Haute” iny. Raha ny voalazan’ireo olona teny an-toerana, dia tratra teo am-pianihana tambohon’olona ity ranamana ity. Rehefa nanontaniana izy dia nilaza fa olona tao amin’ilay trano. Tsy nisy nahafantatra azy anefa ny tao amin’ity tanana ity. Izy…

Tovolahy iray manodidina ny 20 taona voalaza fa mamon-drongony no namono nahafaty ny renibeny tamin’ny fomba mahatsiravina, tany amin’ny distrikan’ Ampanihy Andrefana, afak’omaly. Araka ny vaovao voaray, dia nila sotasota tamin-dRamatoabe mitaiza azy ity tovolahy ity rehefa nangata-bola iray alina ariary ka tsy nahazo. Tezitra ny anao lahy ka naka zava-maranitra ary notsatotsatohany ny antsy…

Tovolahy iray manodidina ny 17 taona no torana tsy nahatsiaro tena nodarohan’ny fokonolona, omaly naraina, tao amin’ny bazary Scama Toliara. Naratra mafy rapa tarehy, nivonto maso sy vava ity mpangarom-paosy ity, ary saika nanaraka hatramin’ny ain-dehibeny mihitsy, raha tsy voalamina haingana ny raharaha. Raha ny fanazavana azo, dia roalahy ka nitondra zava-maranitra ny iray no…