Day: 5 juin 2016

Notaterina tamintsika teto omaly ny mahakasika an’ilay fakàna an-keriny karàna roa lahy izay avy nisakafo hariva tamin’ny toeram-pisakafoanana iray teny Antanetibe Ivato. Raha nanadihady ny mahakasika an’izay ny mpanao gazetinay, teny amin’ny biraon’ny zandarmaria Talatamaty, dia nilaza izy ireo fa mbola tena eo am-panaovana ny fanadihadiana rehetra ilaina hoentina mikaroka ireo olon-dratsy ireo. Fantatra kosa…