Day: 6 juin 2016

Nindaosin’ny fahafatesana noho ny lozam-pifamoivoizana nihatra taminy, omaly atoandro tokony ho taminy 12 ora sy sasany, ny filoha mpitariky ny Tarika Ny Ainga fantatra amin’ny anarana hoe Om-Gui. Tao Tsaravavaka, lalam-pirenena fahafito, manakaiky ny ASJA na ny sekoly «  Tombotsoa », làlana folo minitra tsy hiditra an’Antsirabe no nitrangan’izany. Raha ny fitantaran’ireo nanatri-maso ny loza dia…

Miandahy miambavy amin’izao ireo olon-dratsy, ary efa miditra an-tsehatra ihany koa ireo sarim-bavy. Lehilahy roa, vehivavy iray, ary sarim-bavy iray, andiana mpangalatra mpamaky trano no voasambotry ny zandary teny Andoharanofotsy ny faran’ny herinandro teo. Trano maromaro teny amin’iny faritra Andoharanofotsy sy ny manodidina iny no efa lasibatr’ireto andian-jiolahy ireto. Tsy afa-bela tao anatin’izany ihany koa…

ONN – Sécurité alimentaire : Des animaux d’élevage pour améliorer le niveau de vie des paysans

C’est un projet pilote qui entre dans le cadre des interventions en nutrition sensitive de l’Office National de la Nutrition.    Malgré ses difficultés financières après la crise de 2009, l’ONN poursuit ses efforts dans la lutte contre la malnutrition à Madagascar. Ainsi, dans le cadre de la mise en œuvre du Projet d’appui d’urgence…

Etant parmi les pays les plus pauvres du monde, le développement de Madagascar est l’affaire de tous donc, nécessite une démarche participative dans laquelle toutes les forces vives sont appelées à avancer des directives, des issues, ou des options optimales. C’est dans cette optique que le document « Madagascar Le Changement » a été élaboré. En effet,…