Day: 9 juin 2016

Oceane’s Dream : Un centre de plongée très reconnu à Madagascar

C’est le premier explorateur de tous les sites de plongée sur l’île de Nosy-Be. Il est en train de découvrir de nouveaux sites. Les activités de plongée  constituent un des produits attrayant les touristes étrangers choisissant la destination Madagascar. La preuve, une affluence de visiteurs, aussi bien nationaux qu’étrangers ont visité le stand d’Oceane’s Dream,…

Dans le cadre du projet « Media for change », Search for Common Ground a organisé une rencontre entre des élus et des responsables d’organes médiatiques, hier, à l’hôtel Colbert. Et ce, en partenariat avec la coalition des radios pour la consolidation de la paix, avec l’appui financier de l’ambassade des Etats-Unis. L’objectif de cette rencontre est…

« Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana ». C’est la devise de la Quatrième République prévue par l’article 4 de la Constitution de 2010. Elle a une valeur constitutionnelle et reflète la souveraineté du pays. Pourtant, si nous procédons à une lecture générale des agissements des dirigeants et de l’acception de cette devise, force est de reconnaître l’ampleur…

Manakaiky ny fetin’ny asaramanitra. Mety hidika izay fa tsy ho lavitra amin’izany ihany koa ireo asa fanakorontanana marobe mety hiseho, indrindra fa amin’izao tany tsy milamina, hisiana fihetsiketsehana sy fitakiana etsy sy eroa izao. Eo anatrehan’izay indrindra dia hentitra ireo mpitandro filaminana raha nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly tetsy Ankadilalana : “mampitandrina sahady ireo andian’olona…

Voasambotry ny zandary tany Mahajanga ny mpivady roa mpisoloky gaigy fantatra amin’ny anarana hoe Bema sy Nanou. Raha ny tokony ho izy hoy ny fanazavan’ny mpitandro filaminana dia tokony hanefa ny saziny any am-ponja ireto mpivady mpisoloky ireto hatramin’ny volana Aprily 2015. Efa voasambotra mantsy ary efa niakatra fitsarana tamina resaka fisolokiana izy roa ireto…

Isan’ireo orina notolorana mari-pakasitrahana  avy amin’ny ministeran’ny fanabezam-pirenena ny orinasa Artic Antsirabe nandritra ny fizarana fampitaovana nomena ny cisco Antsirabe II natao tany Ambohibary tamin’ny herinandro lasa teo. Nitondra tohana maro  tamin’ny fananganana fotodrafitrasa mantsy ny Artic ka rariny loatra raha natolotra azy ny mari-pankasitrahana. Ankaotra ny asa famokarana ataon’ny orinasa dia maro koa ny…

Ho tanteraina ny faha 10-11 jiona ho avy izao, eto Ambositra, renivohitrin’ny faritra Amoron’i Mania, ny  Tsenabe « Zemona » andiany voalohany ary  nampitondraina ny teny filamatra hoe « zay mamokatra no zemona » na ihany koa hoe :  «  zay mamokatra no voky ». Vokatra andrasana. Hetsika ara-toekarena k arakarain’ny faritra Amoron’i Mania ho fanamorana sy fandrindrana ny fampiroboroboana ny sehatrin’ny…