Day: 15 juin 2016

Tokantrano iray indray no notafihin’ny jiolahy misaron-tava  ny alatsianiny lasa teo vao mangiran-dratsy. Tao amin’ny fokontany atao hoe Antanambazaha ao amin’ny distrikan’Ambanja no nisehoan’izany, tokony tamin’ny telo ora sy sasany tany ho any. Raha ny fitantaran’ny tompon-trano dia tsy nanam-po velively ny zavatra hitranga izy ireo satria azo lazaina ho mbola mandry fahalemana ihany iny…

Dahalo manodidina ny 70  nirongo kalach sy basim-borona ary fitaovam-piadiana hafa ny sasany, no nanafika tao amin’ny tanànan’ Andrahalana any amin’ny Distrikan’ Ambatofinandrahana, ny 12 jona lasa teo tamin’ny 11 ora alina. Noho ny hery tsy nitovy sy ny tahotra ny vavam-basy, dia nifitsaka tsy nisy sahy nivoaka ny tranony ny mponina, ka niliba ireo…

Tato ho ato, dia nirongatra indray ny fanalan-jaza na teto Andrenivohitra na ny manodidina izany. Taorian’ny tranga nahitana fatin-jaza tao anaty gony tamin’ny sisin’ny làlam-pirenena fahafito iny, dia fatin-jaza menavava manodidina ny dimy volana indray no hitan’ny mpiasan’ny SAMVA tao anaty dabam-pako, tetsy Ambatoroka raha iny izy ireo nandraoka ny fako hariana iny. Ny alatsinainy…

Dialogue Public-Privé : Une réunion présidée par Hery Rajaonarimampianina, prévue ce mois

Une réunion de la Plate-forme de Dialogue public privé (DPP) est prévue se tenir ce mois de juin. Présidée par le président Hery Rajaonarimampianina, cette rencontre inclura l’instance décisionnelle sur les sujets proposés par le Secteur Publique et Secteur Privé. Une réunion préparatoire y afférente conduite par le ministre Chabani Nourdine, président du Comité de…

Une quinzaine de communications verbales ont été effectuées hier en conseil de gouvernement. Parmi ces communications verbales, figure celle relative à la limitation des procédures dérogatoires dans la passation de marchés publics. Il a été rappelé que selon les dispositions de l’article 17 de la loi n°2004-009 du 26 juillet 2004 portant dérogation des marchés…

La rue d’Ankadifotsy menant de l’immeuble du CNTEMAD à son croisement avec la rue desservant la piscine de l’établissement scolaire ESCA devient accessible seulement à sens unique. Un panneau indiquant un sens interdit vient d’être installé au niveau de l’immeuble du CNTEMAD, interdisant aux automobilistes l’accès à cette rue s’ils viennent de la rue Lénine…

Cellule de Prévention et Gestion des Urgences : Normalisation des installations électriques et télécommunications

Les réseaux électriques et télécommunications devraient mieux prendre en compte les risques climatiques. Un atelier de concertation sur l’établissement de Normes de référence pour les installations électriques et les installations de télécommunications résistantes aux effets des aléas climatiques s’est tenu, hier, au restaurant Le Pavé Antaninarenina. Organisé par la Cellule de Prévention et Gestion des…

Folo tamin’ireo andian-jatovo, nanakorontana sy nanendaka ny harivan’ny alahady lasa teo, raha avy nirava avy tamina fampisehoana maimaimpoana tao Antsonjombe, no voasambotry ny pôlisy tetsy Analamahitsy. Nisy niaraka tamin’ny basy sy fitaovam-piadiana hafa mihitsy ireo andian-jatovo ireo raha ny fanazavana avy amin’ny mpitandro filaminana hatrany. Vao erotrerony avokoa ireto voasambotra ireto, satria dia manodidina ny…