Day: 21 juin 2016

Mirongatra indray ny tsy fandriam-pahalemana any amin’ny distrikan’Antsalova, faritra Melaky. Mihantsy ady amin’ireo mpitandro ny filaminana ireo dahalo hany ka mampihorohoro fatratra ny vahoaka. Ny alahady lasa teo, omby an-jatony mahery indray no nisy nanafika tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Sahoany. Fantatra ihany koa fa nisy vehivavy bevohoka iray nentin’izy ireo natao takalonaina, hihantsiana ady amin’ireo…

Betoho et Manjakandriana : Des dons de Voahangy Rajaonarimampianina

A la veille de la célébration de la Fête nationale, la Première Dame Voahangy Rajaonarimampianina, accompagnée de l’épouse du Premier ministre et du président du Sénat, s’est rendue dans deux communes du district de Manjakandriana hier, pour remettre des dons aux populations locales et pour l’inauguration de nouvelles infrastructures. Dans la commune d’Anjoma Betoho, la…

Deux mois après leur nomination, les ministres du gouvernement d’Olivier Mahafaly doivent présenter un bilan de leurs activités. Ils avaient lors de leur présentation été prévenus qu’ils seraient comptables devant la nation de leur efficacité. Aujourd’hui, ils dressent un premier bilan de leur activité à la tête de leur ministère. Un bilan dressé après deux…

Ramatoa iray no nidoboka am-ponja teto Antsirabe. Fanodinkodinana zaza tsy ampy taona no vesatra nanenjahana azy  fa nisakaiza tamina bandy kely 17 taona. Tsy mbola manam-bady ilay ramatoa, 38 taona izy raha ny fantatra, mpampianatra dihy no asany. Ankaotra izay dia mpanentana amina toerana fitazaina zaza sahirana amin’ny fikambanana frantsay iray eto Antsirabe koa izy.…

Comme à chaque période de fête, Airtel lance une offre spéciale pour ses abonnés. Cette fois, cela concerne le 56e anniversaire de l’indépendance de Madagascar. Du 6 au 30 juin, tous les clients Airtel profiteront de tarifs promotionnels sur les produits et services de l’opérateur. « Pour bénéficier de tous les avantages liés à la promo,…

Mpivarotra antsisin-dàlana nandritra ny fifanandrinana tamin’ny taranja baolina lavalava nifanandrinan’ny Malagasy tamin’ny senegaly, no niharan’ny asan-jiolahy. Ny alahady teo, raha vita ny baolina ka mbola tao anatin’ny nandeha tsara ny varotr’ireo telo mianaka, no heverina fa efa nisy nanara-maso izy ireo. Rehefa nanidy ny tsena tamin’izay ka hizotra hody no nisy nanaraka. Tao anatin’ny haizina…

Efa hatramin’ny herinandro lasa teo no nikasa hemetraka “pylone” lehibe iray eny Ampihaviana ny orinasan-tserasera malaza iray. Eo afovoan-tanàna no saika hametrahana azy io saingy notoherin’ny fokonolona izany, raikitra ny sakoroka, tovolahy iray isan’ireo fokonolona  no notsindromin’ireo mpiambina ny antsy. Tamin’ny sabotsy toe no nisehoan’ity sakoroka ity tao Ampihaviana. Tsy nanaiky lembenana ny fokonolona na…

Région Bongolava : Près de 600 millions d’Ariary de ristournes collectées

C’est un record à Madagascar. La région de Bongolava a pu collecter près de 600 millions d’Ariary de ristournes en l’espace de dix mois, l’an dernier. « Ce résultat positif a été tiré des actions entreprises dans le cadre des RRI 1 et 2 », a déclaré Rakotonindrina Herinaina Angelo, le Chef de Région de Bongolava. « Cela…