Day: 9 juillet 2016

Tratra ihany “Ramaria be” … Ramatoa iray, manodidina ny 56 taona, fantatra amin’ny anarana hoe “Ramaria be” no voasambotry ny fokonolona sy ny zandary tany amin’iny faritra Imerintsiatosika iny ny alin’ny alakamisy lasa teo. Araka ny fampitam-baovao azo dia voalaza ho mpamosavy ikoizana any amin’izany faritra izany ity ramatoabe ity, ary antony nisamborana azy tamin’io…

Les épreuves écrites du Certificat d’Etudes Primaires Elémentaire (CEPE) et de l’entrée en sixième se sont déroulées le mardi 5 juillet dernier. Elles ont été suivies par l’évaluation des copies des candidats qui se déroule encore cette semaine et les résultats seront connus au plus tard le 18 juillet prochain. Les résultats dans certaines Circonscriptions…

Projets présidentiels : 50 logements pour les fonctionnaires à Ambatondrazaka

Le président de la République Hery Rajaonarimampianina et le ministère auprès de la Présidence en charge des projets présidentiels, de l’Aménagement du territoire et de l’Equipement Narson Rafidimanana, ont inauguré hier à Ambatondrazaka 50 logements de fonctionnaires constituant la « Cité Rovasoa ». Un nouveau poste avancé de la gendarmerie fait également partie du lot. « Dans la…

Fakàna volabe, fandrahonana, ary fikasàna ny haka an-keriny. Isan’ireo vesatra anenjahana ireto telolahy voasambotry ny zandary teny amin’iny faritra Ambohimangakely iny omaly. Araka ny fampitam-baovao azo dia nilaza fa mpitandro filaminana ireto telolahy niaraka tamin’ny vehivavy iray, ary tonga hisambotra ity ramatoa iray mpivarotra teny amin’iny faritra Ambohimangakely iny. Ny tantara mantsy, manana trosa amina…

Niteraka olana goavana tao Mananara avaratra talohan’ny fankalazana ny fetim-pirenena teo ny fisamboran’ny polisy ireo tompona lavanilina nisangotra ny vokany mialoha ny fotoana, noho ny firongatry ny halatra lavanilina maitso an-tsaha, mahazo vahana ao Mananara Avaratra. Tsy hitan’ireo tantsaha intsony ny atao, satria tsy maharo ny fananan’izy ireo ny mpitandro ny filaminana amin’ny firongatr’io halatra…

Assemblée nationale : Plusieurs députés impliqués dans des dossiers sulfureux

Qui doit aller en premier en prison : les journalistes pour des délits de presse ou les députés impliqués dans des affaires de fraudes fiscales, d’escroquerie, de vol de bœufs… ? 80 députés qui reprochent particulièrement aux journalistes de torpiller leur demande de 4×4 auprès de l’Exécutif ont adopté au forceps le controversé code de la communication…