Day: 11 juillet 2016

« Mitsangàna ry Malagasy » : La démission du président Hery Rajaonarimampianina réclamée

Au lieu d’aller en ordre dispersé, l’opposition commence à former un bloc, seul le parti TIM manque au tableau. Elle entend notamment mettre la pression sur les tenants du pouvoir. Face à la situation qui prévaut dans le pays actuellement, des partis issus de l’opposition et d’autres dirigeants politiques ont tenu une conférence de presse,…

Trangan-javatra mampalahelo indray no nitranga tany amin’ny faritra Talata Volonondry. Ny talata  maraina lasa teo, tao amin’ny fokontany Analakely atsimo, kaominina Ambohitrolomahitsy, akory ny hagagan’ny fokonolona raha nahita ity fasana iray miorina eny amin’ny vohitr’Ambohimanandray, izay efa nibanaka tsy nisy varavarana intsony. Rehefa nojerena ny tao anatiny, dia fantatra fa tapitra notaterin’ireo mpangalatra avokoa ireo…

Lehilahy roa efa ikoizana amin’ny fanamboarana vola sandoka indray, no noraofin’ny polisy, ny alatsinainy  4 jolay lasa teo, tany amin’ny distrikan’i Betafo. Raha zohina ny zava-niseho, voalaza fa ny  27 jona lasa teo, magazay iray any an-toerana no nahatsikaritra vola 10.000 Ariary roa izay mitovy « numéro de série ». Mpivarotra enta-madinika iray hafa ihany koa no…