Day: 28 juillet 2016

Omaly no natolotra teny anivon’ny Fampanoavana ireo olona miisa 12 mianadahy voarohirohy tamin’ilay resaka fangalàna an-keriny sy fanafihana mitam-piadiana teto an-drenivohitra sy ny manodidina. Taorian’ny nihainoan’ireo mpitsara mpanao famotorana azy ireo dia fantatra fa ny sivy tamin’izy ireo no nadoboka avy hatrany eny Tsiafahy. Ireo telo ambiny kosa nalefa eny Antanimora. Tsiahivina fa ny talata…

10e Jeux de la CJSOI : On attend plus que le coup d’envoi !

Antananarivo vibre déjà au rythme des 10es Jeux de la Commission de la Jeunesse et des Sports de l’Océan Indien (CJSOI). La délégation seychelloise est la première à débarquer, hier, à l’aéroport d’Ivato. Ce n’est que la première vague composée de 50 personnes logée à l’Hôtel Panorama à Andrainarivo. Le plus gros des délégations arriveront…

«C’est complètement insuffisant, tant sur le plan quantitatif, c’est-à-dire rapport énergétique, que sur le plan qualitatif. A long terme, s’il n’y a pas d’autres apports, c’est forcément létal, un décès», a regretté Brigitte Doppler, nutritionniste du Comité International de la Croix-Rouge (CICR) en charge du programme alimentaire, pour expliquer la gravité de la situation concernant…

Fifandirana teo amin’ireto mpianakavy no niantombohan’ny raharaha ary dia niafara tamin’ny famonoana ho faty tamin’ny fomba feno habibiana izany. Lehilahy iray no maty, rehefa nokapakapain’ny rahalahiny tamin’ny famaky ny lohany, tany amin’iny faritra Ambatondrazaka iny ny herinandro lasa teo. Araka ny fampitam-baovao azo dia nisy fivoriam-pianakaviana tao amin’ireto fianakaviana tao Didy ireto. Niha niakatra anefa…

Toeram-pisotroana sy filanonana maro eto Toliara no tsy manaja intsony ny lalàna velona misy, ka mampitaraina ny mponina ny kotaba misy amin’ny alina, ary tsy isaky ny faran’ny herinando intsony izany. Misy ireo manorina « bar » sy « karaoke » akaiky sekoly sy tobim-pahasalamana, ka tsy vitsy amin’ireo toeram-pialam-boly no mandefa zava-maneno mafy, mahasorena ny manodidina ka miteraka…

Manakara : Lehilahy hita faty teny akaikin’ny « Stade municipal »

Lehilahy manodidina ny 30 taona indray no hitan’ny fokonolona nitsirara manakaiky ny “Stade municipal” any Manakara omaly maraina tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany tany ho any. Tsy fantatra mazava izay tena antony nahatonga ity olona ity ho faty far aha ny tombantombana dia nisy namono ity farany satria nahitàna ratra ny faritra sasany…

Code de la communication : Une délégation de journalistes sera reçue par Hery Rajaonarimampianina

Le sort du code de la communication apaisée sera probablement connu dans les prochains jours. En effet, une première liste des représentants du  mouvement pour la liberté d’expression à Madagascar a eu du mal à passer, une deuxième liste semble être la bonne. 18 jours (le 10 juillet dernier) après l’adoption par l’Assemblée nationale du…

Panorama : Une « Convention de 31 octobre » bis réclamée

Les syndicalistes ont dénoncé entre autres, l’implication de certains ministres et des proches du président de la République dans des affaires de corruption. Démonstration de force des opposants au régime hier à l’hôtel Panorama Andrainarivo. En effet, comme prévu, plusieurs entités composées entre autres, de syndicalistes regroupés au sein du « Afo Sendikaly », de quelques représentants…