Day: 28 juillet 2016

Nampahafantara ny fijoroan’ny Fikambanan’ny Ben’ny Tanàna amin’ny tanan-dehibe eto Madagasikara ny fikambanana AMGVM, na “ Association des Maires des Grandes Ville de Madagascar . Tamin’ny alalan’ny fitsidihana ara pomba ofisaly ny filohan’ny Antenimieran-doholona Rakotomanana Honoré no nanaovana izany, sady natolotra azy tamin’io fotoana io koa ny sata mifehy ny fikambanana sy ny filazana fa  tokony…

Le Chargé d’Affaires a.i. de la Délégation de l’Union Européenne à Madagascar, Lothar Jashcke, a présenté la première Stratégie Globale pour la politique étrangère et de sécurité de l’Union Européenne, hier, à l’Institut d’Etudes Politique (IEP), à Ampandrana. Cette présentation a été suivie d’une discussion sur la diplomatie européenne, avec Davida Rajaon, le président de…

Mifanome tanana amin’ny fitadiavam -bahaolana amin’ny fanamboarana ny lalana mampitohy an’Anosibe Ana’Ala sy Moramanga avokoa ireo mpitondra ato anatin’ny faritra, hoy ny lehiben’ny faritra Alaotra Mangoro, dokotera Honore Raminoarisoa. Efa misy ny fomba atao amin’ny fanaovan-dalana izay nijerena manokana an’ireo toerana ratsy lalana rehetra ato anatin’ny distrikan’i Moramanga, toy ny any Mangarivotra Beparasy sy ny…

Tous les mardis, l’équipe de la Direction de l’Action Sociale et de la Santé (DASS) au sein de la Commune Urbaine d’Antananarivo organise des journées de sensibilisation et de campagne d’assainissement. « Ce partenariat avec les fokontany avoisinants ainsi que d’autres départements au sein de la CUA a pour objectif de faire régner les règles dans…

Ny alahady 24 jolay alina lasa teo, manodidina ny tamin’ny valo ora alina tany ho any, dahalo 40 lahy no niaraka nanafika ny tanàna iray ao amin’ny fokontany Tsinjorany, Kaominina ambanivohitr’i Bemahatazana, ditrikan’i Tsiroanomandidy. Voalaza fa samy nirongo basim-borona na « fusile de chasse » avokoa ireto olon-dratsy ireto nandritra izany fanafihana izany. Vokany : votsotra lasan’izy ireo…

Jeux d’échecs / Fy Rakotomaharo : A la conquête d’une 3e norme de MI

Haut la main, Fy Rakotomaharo a remporté le tournoi international de Madagascar et a empoché la coquette somme 1 800 000Ar. Fy Rakotomaharo, fort de deux normes de Maître international est à la conquête de sa troisième norme. « C’est faisable, jouable je pense lors des prochaines olympiades d’Azerbaïdjan » nous a-t-il dit. Comme il peut le faire aussi…

Niaina lava tao anatin’ny tsy fandriam-pahalemana sy ny tebiteby  tato ho ato ny kaominina ambanivohitra Bejofo ao anatin’ny  distrikan’Ambatondrazaka .Ny fakana ankeriny renim-pianakaviana iray sy ny fanafihana tanana no tena nahoraka ary efa sarona ka nampidirina amponja moa ireo nahavanona ny loza . Birao hiasan’ireo zandary (Poste fixe)no napetraka ny Asabotsy faha  22 jolay 2016…

Mirongatra izay tsy izy  ny tsy fahandriampahalemana ao anatin’ny distrikan’i Miandrivazo. Ahiana araka izany fa tsy ho tomombana amin’ny tokony ho izy ny taom-pambolena 2016 ity, raha ny vokatra tsaramaso izay mampalaza an’ity faritra ity no asian-teny. Voly tsaramaso izay nisian’ny fifanekenam-piaraha-miasa eo amin’’ireo mpamboly sy ny fikambanana STOI ao  anatin’ny “agriculture contractuelle ” ka…