Day: 1 août 2016

Amoron’i Mania : Politique de migration, un modèle de réussite…

Politique de migration de la région d’Amoron’i Mania, un modèle de réussite. C’est du moins l’impression que  s’était faite  la ministre de la Population Onitiana Realy, le 28 octobre 2015,  venue  présider l’installation officielle de la 1re et 2e vague des migrants dans le site de Maroanakomby, commune de Mandrosonoro dans le district d’Ambatofinandrahana. Un…

Ankizivavikely vao efatra taona monja no may mikainkona nitsovaka hodi-tratra sy kibo notondrahan’ny renikeliny rano nangotraka, ny asabotsy misandratr’andro teo, tao amin’ny fokontany Amborongony Toliara. Raha ny fanazavana azo, dia tratran’io renikeliny io nangala-pihinana ity zaza ity. Nisafoaky ny hatezerana ilay renikeliny, raha nahita an’ity zaza voalaza fa noana mafy nangala-daoka tao am-bilany, ka nobatainy…

Vita ny alarobia teo tao amin’ny fitsarana ambony misahana ny heloka be vava tsotra, ny fitsarana ny raharaha fanafihana ny volan’ny kaominin’i Toamasina, ny 14 aogositra 2014, izay nahafatesana mpiasa teo am-pidirana ny kaominina nitondra ilay vola 52 tapitrisa ariary karaman’ny mpiasa. Olona telo no voasazy 10 taona, asa an-terivozona sy 5 taona tsy mahazo…

Projet Harenasoa : 8 000 poulets de chair vendus en juin dernier

Les fermiers du Projet Harenasoa initié par Ambatovy, dans le cadre du Fonds d’Investissement Social d’Ambatovy, sont actuellement autonomes et se professionnalisent grâce aux différents appuis techniques et financiers qu’ils ont reçus de la compagnie. Spécialisés dans la production de poulets de chair, ces fermiers sont actuellement regroupés au sein de quatre associations basées dans…

Nandriaka indray ny rà teny amin’iny faritra Ivato iny ny sabotsy hariva lasa teo. Tovolahy iray manodidina ny 25 taona nitondra môtô no maty tsy tra-drano rehefa avy nofahaon’ny taxi-be, mampitohy ny renivohitra amin’iny faritra Ivato iny. Inoana fa samy nandeha mafy ity môtô ity sy ilay taxi-be, raha ny fahasimbana ity tamin’ny roa tonta.…

Vehivavy teratany frantsay iray no naratra mafy, rehefa voatifitry ny jiolahy, tany an-drenivohitr’i Boina tany  ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fantatra, dia iny izy saika handeha ho eny amin’ny tora-pasika, tsy lavitra ny trano fandraisam-bahiny nitoerany iny no nifanehitra tamin’ireo olon-dratsy. Nambanan’ireo olon-dratsy basy avy hatrany ity mpizahatany ity, ary norahonan’iretsy voalohany hanome…

Guichet unique à l’Exportation : Pour améliorer la compétitivité des entreprises

Les différents départements ministériels concernés par les procédures administratives liées à l’exportation seront regroupés en un même endroit en vue d’alléger les contraintes subies par les exportateurs dans leurs opérations commerciales. Madagascar a fait un grand pas vers la facilitation des échanges commerciaux pour un secteur privé fort en ouvrant depuis vendredi dernier son guichet…