Day: 5 août 2016

Santé : Les sages-femmes encore insuffisantes à Madagascar

Le colloque de l’ordre des sages-femmes se déroule depuis hier jusqu’à ce jour au Live hôtel Andavamamba Jusqu’à présent, environ 5 000 sages femmes sont officiellement inscrites dans l’ordre des sages femmes à Madagascar. Ce nombre n’est pas encore suffisant pour couvrir toute la population malgache. Selon la norme de l’Organisation Mondiale de La Santé…

Fantatry ny olona izay monina eny Andraisoro izy satria mpiambina ny tilikambo iray eo an-toerana ny tena asany. Manam-bady ary manan-janaka ity lehilahy 50 taona. Fantatra ihany koa fa tsy dia salama saina loatra izy saingy ny olona dia tsy nametraka olana tamin’ny fifandraisana taminy noho izany antony izay. Manao an’androny rahateo ny fihetsehan’ilay aretina…

Ampitatafika : Tovolahy nangalatra « compteur », nidoboka am-ponja vonjimaika

Tovolahy iray tratra nangalatra « compteur » no nidoboka am-ponja vonjimaika omaly hariva. Raha zohina ny tena zava-niseho, mody mampitady trano hofaina io tovolahy io. Rehefa nahita iray izy dia niroso tamin’ny fanaovana ny fizahana ilay trano raha mifanaraka aminy na tsia. Nolazainy tamin’ny tompon’ilay trano amin’izay fa horaisiny ilay trano fa tiany. Rehefa tonga ary ny…

Tovolahy erotrerony manodidina ny 25 taona, no sarona nangalatra zazavavy  kely 4 taona; izay  tsy lavitry ny trano fonenany. Notambazany galety maromaro ilay zaza sady nantsoiny ka nentiny nilefa tamin’ny taxi-moto, kinanjo rehefa lasa lavitra dia lany solika ilay moto ka teo no nahasaronana ity mpangala-jaza ity .Raha ny harivan’ny 2 aogositra 2016  tamin’ny 4ora …

Ny mpanao hatsikana zandriny ankehitiriny

Misy maromaro izy ireo fa ireto no asehontsika anio ary efa mpiaka-tsehatra rahateo. Fanalana andro sady asa ny hatsikana ho azy ireo. ISAMBILO DOZERA: 21 taona, 2 taona nanaovana hatsikana,sady skoto,no mpanao animation mariage, anniversaire, mpikabary, mpanao tononkalo, olontsotra. MAH: Rakotoniriana Mahenintsoa, skoto, na Votry Mampifaly. Mpanentana sady mpanao hatsikana zandriny LEZO (TRINITE VOM): Razafimahefa…