Day: 6 août 2016

Naka mpivaro-tena ity lehilahy ity, ary rehefa vita izay natao dia nikasa ny hiala moramora, hitsoaka vola. Saingy tsikaritr’ilay mpivarotra fahafinaretana izany ary nahatonga azy nanaitra ny manodidina avy hatrany. Vetivety foana dia nitangorona ireo mpivaro-tena maro ary tsy vitan’izay aza fa ireo olona nisotrosotro tao amin’ny toeram-pilanonana ihany koa dia niray feo avy hatrany…

Amicale des anciens sénateurs : Une autre table ronde

L’Amicale des anciens  conseillers supérieurs et sénateurs de Madagascar (ACS) avance un autre schéma pour sortir le pays de sa situation actuelle comme si les autres propositions ne suffisent pas. C’était lors d’une conférence de presse qui s’est tenue, hier, à l’hôtel Panorama. Une proposition qui ressemble étrangement à celle du « Dinika ho an’ny Fanavotam-pirenena»,…

Ny alakamisy hariva tokony ho tamin’ny 6 ora mahery kely, maty nisy nitifitra ny vadin’ny ben’ny tanàna teo aloha any Tanambe Alaotra. Teo anoloan’ny vavahady miditra ny tranon’izy ireo no namelezan’ny sasany azy avy any aoriana. Efa nanomboka ho maizina ny andro tamin’io fotoana io. Ny vaovao voaray no nahafantarana fa  telo mianaka izy ireo…

SAMIFIN : Appui du COMESA pour renforcer sa capacité

Ce service de Renseignements Financiers prévoit d’entamer des réformes en matière de lutte contre le blanchiment des capitaux et le financement du terrorisme. Une délégation du COMESA (Marché commun de l’Afrique orientale et australe) sera en visite à Madagascar du lundi 08 août 2016 jusqu’au vendredi 12 août 2016. « Son objectif est d’appuyer le SAMIFIN…

Efa mahita zavatra atao ireo andian-jiolahy mpanafika sy mpanendaka eto Toamasina ankehitriny. Tsy vitan’ny manao ny asa ratsiny andro alina intsony izy ireo fa na antoandro be nanahary  koa aza, raha mahita hirika kely amin’ireo tiany hokendrena. Ny alakamisy teo tokony tamin’ny 1 ora sy sasany, teo amin’ny bazary Tanamakoa, raha nijanona hivoaka hividy zavatra…

Allaitement maternel : Une tendance toujours à la baisse

Une baisse considérable est enregistrée en matière d’allaitement maternel exclusif. Ce taux est actuellement de 41,3% contre 67% en 2003. La reprise du travail des jeunes mères leur pousse à adopter l’allaitement mixte dès que leurs bébés ont trois mois. Afin d’inciter les mères à opter pour un allaitement maternel exclusif jusqu’à 6 mois et…

Tamin’ny alakamisy teo, tamin’ny 9 ora maraina, no voasambotry ny polisy ny lehilahy iray 40 taona, tratra nanendaka vehivavy teny Andohotapenaka. Maro mpandeha iny lalana iny ka avy hatrany dia nosavorotahan’ny olona ity mpisam ity. Soa fa nisy polisy niasa tsy lavitra teo tonga nanakana ireo olona tsy hidaroka azy. Rehefa nentin’ilay mpitandro filaminana ny…

L’attente prendra fin ce week-end ou au plus tard au début de la semaine prochaine. En effet, la loi n°2016-029 portant Code de la Communication médiatisée figure depuis hier en tête des « dossiers en instance » au niveau de la Haute Cour Constitutionnelle (HCC). A cette loi s’ajoutent deux autres lois dont la loi organique n°2016-30…