Day: 8 août 2016

Zava-doza mahatsiravina indray no nitranga ny faran’ny herinandro  teo. Ankizivavy  telo niara-nilalao rano no nilentika ka tsy nipoitra intsony raha tsy efa vatana mangatsiaka sisa. Ny zoma hariva 5 aogositra lasa teo, manodidina ny tamin’ny roa ora, teny amin’ny reniranon’i Sisaony eny Ambatofotsy Gara no nitrangan’ny loza.  Raha zohina ny zava-niseho, ankizy vavy telo izay…

Mitaraina ireo mpitondra “tuc – tuc” sy “bajaj” eto Toamasina izao, fa misy ireo manome vola sandoka azy ireo amin’ny saran-dalana  ka mizaka ny vokatr’izany izy ireo eo am-panaovana ny fandoavam-bola amin’ny tompon’ny “tuc – tuc” sy “bajaj”, satria voatery manolo ireo vola sandoka azony. Raha ny fanazavan’ny iray tamin’izy ireo, dia ny vola: 2.000…

Mirongatra tanteraka ankehitriny ny bizina fangalarana sy fivarotana lakolosim-piangonana. Ireo fiangonana katolika no tena lasibatra amin’izany. Misy amin’ireo tomponandraikitra sy mpitondra fivavahana no efa mailo ka manara-maso hatrany izany fananana manokan’ny fiangonana izany. Omaly, vao mangiran-dratsy, tokony ho tamin’ny iray ora maraina tany ho any, pretra iray ao amin’ny EKAR Andranovory ao amin’ny fokontany Andranovory,…

Dopage en bref

Le paralympique renvoie les Russes Ils ont osé prendre la décision de suspendre toute la délégation paralympique russe. Ils, ce sont les membres du comité international paralympique (IPC). Juste après les Jeux olympiques, les jeux paralympiques se tiendront à Rio du 7 au 18 septembre mais les russes sont donc bel et bien exclus ! Lamine…