Day: 8 août 2016

Ny harivan’ny zoma no vita ny fanolorana ny fampanoavana ilay pôlisy mpiana-draharaha eo anivon’ny Service Anti-Gang. Nanapa-kevitra ny mpitsara ny nampiditra am-ponja vonjimaika azy eny  Tsiafahy. Voatery nandray fepetra hentitra ny zandary nandritra io fotoana io, satria nisy pôlisy maromaro izay manao fanamiana pôlisy sy sivily  tonga teny an-toerana ary nampiahiahy ny fihetsik’izy ireo. Faran’izay…

# Lehilahy iray hita faty teo ambony fasana. Nisy dian-dratra ny vatany ary nisy saron-tava hita ihany koa teo amin’ny manodidina ny nahitana azy. Tao amin’ny fasam-bahiny ao Ahaviro-Toliara no nisehoan’izany tranga izany. Mbola nisy dian-kodiarana teo akaiky teo ary heverina fa novonoina dia natsipy teo io fatin-dehilahy io. Nanokatra famotorana ity heloka bevava ity…

Le développement socio-économique de proximité fait partie des objectifs du ministère de l’Industrie et du Développement du Secteur Privé. Ce département procède actuellement au renforcement  de ses structures régionales pour assurer au mieux son rôle de facilitateur du développement de l’industrie et du Secteur Privé. Initiative régionale Ainsi, la Direction interrégionale de l’Industrie vient d’être…

Indice mondial de la compétitivité : Madagascar au 130e rang mondial

La Grande Ile a encore énormément d’efforts à faire pour rendre son économie plus compétitive et mieux attirer les investissements. Madagascar n’est pas encore un pays compétitif. C’est malheureusement la triste réalité qui se dégage de la dernière édition (2015-2016) du rapport mondial sur la compétitivité du Forum économique mondial. Classement stationnaire Selon ce rapport,…

Après Ankaramalaza où il a répondu à l’invitation de l’église luthérienne à l’instar du président Hery Rajaonarimampianina, Marc Ravalomanana a repris la Route Nationale 7 (RN7) pour rejoindre Antsirabe. L’ancien président y a passé son week-end dans le cadre des préparatifs du grand synode de la FJKM qui débutera le 16 août prochain. Malgré le…

Ankatso : Fiara nitondra mpandevina nahafaty olona

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray, tetsy Ankatso, ny asabotsy 06 aogositra lasa teo. Fiara nitondra mpandevina no nahafaoka ka nahafaty mpandevina iray. Raha ny fanazavana voarainay avy tamin’ny mpitandro filaminana ao amin’ny borigady misahana ny lozam-pifamoivoizana sy ny fivezivezena an-drenivohitra (BAC) izay tonga nanao ny « constat » teny an-toerana, dia avy any Andraisoro ity fiara nitondra mpandevina ity…

Vavatenina : Taxi-brousse niharan-doza, nahafaty zaza telo

Fisavana etsy, fisafoana eroa, izay no zava-misy amin’ny lalam-pirenena faha-5, saingy tsy mahasakana ireo fiara mpitatitra mbola handeha mafy izany. Raha vao miala eto Toamasina dia fisavan’ny lehiben’ireo koperativa, ny polisy ary zandary ny mampijanona matetika ireo fiara mpitatitra; miisa 12 izany hatrao Fenoarivo atsinanana, raha  10 kosa ny fisavana hatrao Vavatenina. Ny sabotsy teo…