Day: 9 août 2016

Jiu jitsu et ne waza fighting : Un meilleur niveau pour la 5è édition

Un meilleur niveau pour cette cinquième édition de jiu jitsu fighting et ne waza qui s’est tenu ce week-end à Madagascar au gymnase de l’Académie nationale des sports. « Le niveau s’est nettement amélioré pour cette 5è édition » a annoncé Vola Elena Raoelison présidente d’organisation pour la 5è édition de l’open de jiu jitsu et ne…

Code de la communication : La HCC et l’Exécutif jouent avec le temps

Dans sa lettre de saisine de la HCC, le président de la République Hery Rajaonarimampianina n’a pas expressément signalé l’urgence. L’attente se prolonge. Et ce malgré le fait que le « Mouvement pour la liberté d’expression » a envoyé deux lettres consécutives à la Haute Cour Constitutionnelle. En effet, la loi n°2016-029 portant code de la communication…

Lehilahy iray indray no tratran’ny zandary tetsy Ankadikely Ilafy, ny herinandro lasa teo, nitondra basy poleta tsy nahazoana alalàna. Nandeha alina ity rangahy ity ary tamin’ny fisavàna nataon’ireo mpitandro filaminana no nahitana izany teny aminy, raha ny fampitam-baovao azo. Tsy vitan’izay fa mbola nitondra fanamiana ambony fitondran’ny mpitandro filaminana ity olona ity, ary fehinkibo sy…

Nitrangana hain-trano mahatsiravina indray tany amin’ny distrikan’i Kandreho ny faran’ny herinandro teo. Trano miisa 16 tafo ao amin’ny fokontany Ambalajia no voalaza fa nodoran’ny tovolahy iray. Ny zoma lasa teo, nanodidina ny tamin’ny 10 ora maraina tany ho any, nanomboka nidedaka ny afo. Raha ny fanazavna voaray tamin’ny mpitandro ny filaminana nanao ny “constat” sy…

 Ambatondrazaka. « Fanakanan-d0lana ». Ny faha-7 aogositra tokony ho tamin’ny 01 ora maraina teo anelanelan’ny Vodiala sy Ankazotsaravolo, fiara taxi-brousse iray no nosakanana jiolahy roa nitondra basim-borona sy fitaovam-piadina toy ny antsy. Voabahana vato ny lalana ka tsy maintsy nijanona ilay fiara. Vokany, lasan’ireo jiolahy ny vola 20 tapitrisa ariary. Ny zandary avy ao Ambatondrazaka no misahana…

Rencontres Africa 2016 : Grand rendez-vous des dirigeants et des opérateurs en septembre

Des rencontres politiques et socio-économiques se tiendront à Paris les 22 et 23 septembre prochains. Une séance d’information se tiendra ce jeudi à la CCIA Analakely.  La promotion des coopérations industrielles, économiques et technologiques figure parmi les objectifs des Rencontres Africa 2016. De nouvelles relations sud-sud et nord-sud sont à tisser dans le cadre de…