Day: 10 août 2016

Ny alatsianiny 8 aogositra maraina be tokony ho tany amin’ny 3 ora tany, nosakanan’ny jiolahy ny fiara Sprinter iray, taxi-brousse avy aty Andrenivohitra ho any Ambatondrazaka. Vokany, voavely sabatra ny mpamily, lasan’ireo mpanakan-dalana avokoa ny vola rehetra tany amin’ny mpandeha ary nisy aza roa vavy nitaraina fa very hatrany amin’ny 20 tapitrisa Ar. Teo amin’ny…

#  Alaotra.Fiara nivadika, olona roa maty. Nivadika ambony ambany ny fiara iray mpitondra olona avy any Ambakireny, Morarano chrome, ho any Ambatondrazaka ny alatsinainy teo. Vokany, olona roa no maty tsy tra-drano ary dimy hafa maratra mafy. Teny an-dalana, nipitika ny kodiarana aloha avy ao amin’ny ankavia ka izany no nahatonga ny loza. Soa ihany…

L’imprimerie luthérienne à Antaninarenina (TPFLM) traverse actuellement une période difficile en matière de trésorerie. Le chômage technique n’est plus loin pour les employés qui se préparent au départ de leur directeur avant que le bateau ne sombre. D’après nos sources, ce dernier quitterait Madagascar pour un nouveau poste au Canada. Y a-t-il eu mauvaise gestion…