Day: 11 août 2016

La centrale thermique  est maintenant opérationnelle et capable de fournir 10 nouveaux mégawatts (MW) d’électricité pour le Réseau Interconnecté d’Antananarivo. Symbiom Power Mandroseza SARL a réussi sa mission. Celle de réaliser dans un délai relativement court la réhabilitation de la centrale thermique à fioul lourd de Mandroseza. La remise en état du premier groupe survient…

Taorian’ilay fitifirana ka nahafatesana zandary iray tany amin’ny fokontany Antanimbaribe, ao amin’ny kaominina Marerano, distrikan’i Manja, dia fantatra fa olona iray no nosamborin’ny zandary,  izay tsy iza fa tompon’ny trano nipetrahan’ireo dahalo nitifitra ity mpitandro filaminana ity. Araka ny fampitam-baovao azo, taorian’ny zava-nitranga, dia nidina avy hatrany tany an’ny toerana ny zandary nanao fanadihadiana. Tsy…

L’ECAR (église catholique romaine) de Miandrivazo prévoit cette année un grand événement, celui de la commémoration du 170e anniversaire de l’apparition de la Vierge Marie, étant donné que l’église catholique de Miandrivazo est gérée par la congrégation des pères Saletains issus de cette petite ville de France, La Salette. L’annonce de cette nouvelle a été…

Tovolahy iray, fantatra amin’ny petak’anarana hoe Karàna no tratra am-bodiomby saika haka môtô an’olona tetsy Anosy ny talata lasa teo. Raha mbola variana nikarakara antontan-taratasy tao amin’ireo birao maromaro eny an-toerana ny tompon’ity môtô scooter ity no niditra tao amin’ny “parking” nipetrahany i Karàna. Nilaza fa nirahin’ilay tompony ity mpangalatra ity tamin’io fotoana io, haka…

La conférence de presse organisée par l’association A.F.P. (Antso ho Fanavotam-Pirenena) est un indicateur de plus du profond malaise qui est en train de s’installer dans le pays. C’est un véritable défi qui est lancé au régime du président Hery Rajaonarimampianina. Il s’apparente à une réaction de désespérés décidés à faire entendre leurs protestations quel…

Notanterahina tamin’ny alatsinainy ny fitsarana ady heloka be vava tsotra ny raharaha fanodinkodinam-bola 218 tapitrisa ariary teo anivon’ny fiangonana Anglikana Toamasina. Tonga avokoa ireo presibitera telo mirahalahy mpitory, sy ny eveka Mgr Solo Jean Paul, izay voalaza fa tompon’antoka, sy ireo mpitam-bola sy ny mpikamban’ny biraon’ny fiangonana telo mianadahy mpiray tsikombakomba. Resa-bola 218 tapitrisa ariary.…