Day: 16 août 2016

Amin’ireo firongatry ny vaky trano sy fanendahana ary sinto-mahery eto Toamasina izao, dia maro amin’ny olona no efa tena romotra noho ny tsy filaminana mianjady aminy, izay lasa tsy mampatory alina sy andro ny ankamaroan’ny fianakaviana. Misy mihitsy ny fokontany lasa nanangana ny andrimasom-pokonolona manao fiambenana alina, na manaramana tanora an-tanàna miambina ny fokontany. Vokatr’izay…

Concours sur le patrimoine : Cinq photographes primés

Cinq jeunes ont été primés, vendredi, dans le cadre du concours de photos organisé par l’association Harena Madagasikara, du 6 juin au 15 juillet 2016 sur le thème : « Le patrimoine en péril». Ce concours, lancé pour sensibiliser les Malgaches sur l’importance du patrimoine dans la vie nationale, a vu la participation de jeunes photographes issus…