Day: 18 août 2016

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray teny Ampitatafika ny talata hariva lasa teo. Tovovavy iray vao 16 taona monja no maty nodomin’ny fiara Mercedes-Benz iray mpanatitra vola. Manodidina ny tamin’ny telo ora sy fahefany hariva tany ho any, teny amin’ny làlam-pirenena voalohany PK 10+200 ao amin’ny fokontany Malaza, no nitrangan’ny loza. Raha ny tatitra voaray avy amin’ny…

# – Ankorondrano. Kidnapping. Niely ny feo teto andrenivohitra fa nisy teratany maorisianina iray tale jeneralina orinasa, nisy naka an-keriny tamin’ny sabotsy lasa teo teny akaikin’ny trano fonenany Ankorondrano. Voalaza tamin’izany fa bandy miisa dimy nisaron-tava no naka azy io. Tsy nisy mangirana kosa anefa ny fandehan’io zavatra io,  fomba nitondrana azy, na ny fiara…

Telo volana aty aoriana, nisy vokany ny fanadihadiana lalina nataon’ireo pôlisy misahana ny heloka bevava, mahakasika ilay vono olona feno habibiana nitranga tetsy Alarobia. Fantatra ary fa olona efatra izay voarohirohy tamin’ny famonoana an’i Honorine, ilay vehivavy niasa teny Andralanitra no voasambotr’ireo mpitandro filaminana. Raha ny angom-baovao hatrany dia nambara fa olona akaiky an’ity ramatoa…

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray teny Ampitatafika ny talata hariva lasa teo. Tovovavy iray vao 16 taona monja no maty nodomin’ny fiara Mercedes-Benz iray mpanatitra vola. Manodidina ny tamin’ny telo ora sy fahefany hariva tany ho any, teny amin’ny làlam-pirenena voalohany PK 10+200 ao amin’ny fokontany Malaza, no nitrangan’ny loza. Raha ny tatitra voaray avy amin’ny…

Mahatsiravina ny tranga niseho tany Toamasina omaly. Mpanao “vacances” iray voalaza fa lasan’ny ranomasina no hita faty omaly. Efa potika tanteraka sy tsy nisy lohany intsony ity farany izao hitan’ny fokonolona izao. Efa niseho hatramin’ny taolany mihitsy aza. Zazalahy kely sendra nilalao rano teo an-tsisin-drano no nahatazana ilay razana nitsingevana tsy lavitra azy ka nilomano…

Tovovavy iray sahabo ho 25 taona eo ho eo no tratra nangalatra findaina tovolahy iray nanala azy niaraka tamin’ny namany maromaro tao anaty karaoke ka namboridan’ ireo mpamonjy lanonana,  afak’omaly alina, tany Toliara. Rehefa najavona tao am-paosin’ ilay tompony ny findainy dia nikoropaka ity farany nikaroka ny fananany sady nanontany ireo namany niray latabatra taminy.…