Day: 19 août 2016

Nitrangana fanafihan-jiolahy indray tetsy Analakely omaly maraina mbola mangiran-dratsy, tokony ho tamin’ny efatra ora sy fahatelony tany ho any. Magazay iray lehibe mpivarotra fitaovana elektronika sy informatika no lasibatra tamin’izany. Jiolahy telo izy ireo no nanao ny fanafihana. Raha ny tatitra voarainay avy tamin’ny Polisim-pirenena, dia fantatra fa tokony ho nisy mpiambina io toerana io,…

# – Andohoranofotsy. Fatin-dehilahy. Ny 17 aogositra no nahitan’ny olon fatin-dehilahy iray tao anaty tatatra teny Mahalavolona Andohoranofotsy.  Fantatra ny anarany ary torak’izany koa ny toerana nonenany. Avy eny Tongarivo Tanjombato izy. Tonga teny an-toerana ny zandary sy ny dokotera nizaha ny razana. Rehefa natao ny fitiliana dia fantatra fa matin’ny toaka sy  hatsiaka ity…

Tovolahy iray antsoina hoe, Avotriniaina Jacky Herilala no karohin’ny pôlisy misahana ny heloka bevava fatratra amin’izao fotoana izao. Fantatra, araka ny fampitam-baovao azo fa isan’ireo ati-doha nikotrika ny famonoana ho faty an’i Itpkv. Honorina Rasomanalina, filoha lefitry ny toby Akamasoa eny Andralanitra ity tovolahy 20 taona ity. Ankoatra an’i Jacky, dia nisy olona telo hafa…

Hery  Andrianasolo, un Malgache au conservatoire de Grenoble

Un Malgache qui enseigne au Conservatoire est inaccoutumé. C’est pourtant le cas de Hery Andrianasolo. Loin d’être « monsieur tout le monde », l’ancien clavieriste de Rossy a su rester modeste et accessible malgré sa réussite. Sollicité par les plus grands artistes malgaches lors de leur tournée européenne, invité par les plus grandes stars françaises pour ne…

Lasa miteraka resa-be eo anivon’ny fiarahamonina ity aka fangalarana lakolosim-piangonana ity, raha ny angom-baovao natao aza, dia isan’ny lahadiniky ny filankevitry ny minisitra natao ny alarobia teo ny mahakasika azy ity, noho ity halatra ity miantraika amin’ny resaka finoana eto amintsika. Raha ny fanazavan’ny zandary teto Toamasina nandritra ny fankalazana ny faha-15 taona nijoroan’ny fitsarana…

Les lampions se sont déjà éteints pour les Malgaches aux Jeux Olympiques. Les nôtres sont sortis comme ils sont rentrés à Rio. Sur la pointe des pieds.  Arrêt sur images pour des sportifs qui ont finalement récolté ce qu’ils ont semé. C’est-à-dire bien peu de choses de par l’immobilisme de ce ministère des Sports plutôt…

Lunettes spéciales éclipse : Plus de 40 paires vendues en une journée par point de vente

La course à l’achat des lunettes spéciales éclipse a déjà commencé cette semaine. En effet, un bon nombre de ces lunettes a déjà été vendu depuis leur arrivée. En une journée seulement, dans un point de vente, plus de 40 paires de lunettes ont été vendues. D’ailleurs, chaque  acheteur s’en  procure  plusieurs, ne se référant…

Vendredi joli

Lalatiana, Le retour d’une grande dame de la chanson Au Piment Café, les soirées se déclinent dans toutes les couleurs. Mais la tête d’affiche de ce soir est une habituée, voire plus parce qu’elle affectionne particulièrement l’ambiance feutrée et très intimiste de cet endroit. Lalatiana, qui est de passage au pays, se produira ce soir devant…

Mandry tsy lavo loha ny mponina ao amin’ny distrikan’Ikalamavony. Etsy ankilany ny asan-dahalo miseho lany. Etsy andaniny anefa miverina mahazo laka ihany koa ny ady tany. Io no voalaza fa fototry ny olana teo amin’ny fifandonana eo amin’ny Bara sy Antandroy any an-toerana. Olana izay efa nanjaka efa fotoana maromaro izay, saingy mbola tsy nahitam-bahaolana…

Unity Concert : Les reggae stars en faveur de l’environnement

Le concert de solidarité pour tous, réunissant plusieurs artistes de reggae sur la scène d’Analamaintso à Analamahitsy, sera l’événement du 28 août prochain. Les artistes chanteront pour la protection de l’environnement. Des projets impliquant des artistes qui chantent en faveur de l’environnement, il y en a eu. Les artistes sont très sensibles aux causes relatives…