Day: 24 août 2016

Trangam-piarahamonina hafakely no niseho tao Besasavy Toliara, ny maraim-ben’ny alatsinainy teo, tokony ho tamin’ny roa roa tany ho any. Tovolahy iray no tra-tehaka nangalatra vola famangiana nanodidina ny telo hetsy ariary teo ho eo ary mbola nanendaka rojo volamen’ny ramatoa iray resin-tory tao anaty fiaretan-tory. Raha ny fanazavana azo araka ny vaovao voaray, dia mody…

Enfin un événement dédié spécialement aux véhicules motorisés ! Motor Show Promotion (MSP) se tiendra du 29 septembre au 2 octobre au parc des expositions Forello Expo à Tanjombato. Cette première édition regroupera déjà la participation d’une quarantaine de concessionnaires autos et motos, ainsi que tous les opérateurs actifs dans le monde de la mécanique. « La…

Désormais, le Contraceptif MPA (MédroxyProgéstérone Acétate), communément appelé Confiance, Dépo-Provera, ou Sayana Press ne peut plus être vendu dans les dépôts de médicaments. La commercialisation de ce médicament doit uniquement se faire en pharmacie et exclusivement sous ordonnance médicale. C’est ce qu’a affirmé le secrétaire général du ministère de la Santé publique, le Dr Josea Ratsirarison,…

Après la déclaration tenue le 16 août dernier au Centre de Presse Malagasy et suite à une demande d’audience déposée au Palais d’Ambohitsorohitra le vendredi 19 août 2016, une rencontre entre une délégation des journalistes et le président de la République, Hery Rajaonarimampianina s’est tenue hier au Palais d’Iavoloha. Une occasion pour le collectif des…

Raha nangingina ny resaka fanakan-dàlana tao ho ao, dia lasa niverina indray izany amin’izao fotoana izao. Ary amin’ireo lalam-pirenana betsaka mpindrana amin’izao an-katoky ny fialantsasatra izao no tena manjaka izany. Toy ny nitranga tany amin’iny lalam-pirenena faha-25, mizotra mankany Mananjary iny. Taxi-brousse iray mampitohy an’i Fianarantsoa sy Mananjary no lasibatry ny asan-jiolahy, tao Ambatofaritany, ao…

Miverina indray ankehitriny ireo andian-jiolahy mitam-piadiana P.A mpitaingina Scooter eto Toamasina, raha tsy henoheno ny momba azy ireto tao taorian’ny volana jona. Ny alatsinainy tokony tamin’ny 05ora hariva, niara-nody nitaingina posy tamin’ny mpampiasa azy izay tera-tany karana. Nanafin’endrika tao anaty na aro loha ireto jiolahy, lasan’izy ireo vola 04 tapitrisa ariary nandritra izany. Loharanom-baovao. Nandritra…