Day: 25 août 2016

Région du Menabe : Atelier d’amélioration du suivi et évaluation

La région du Menabe en tant que collectivité territoriale a un rôle de pilotage et de coordination des interventions dans le développement socio-économique. Le gouvernement suisse à travers du programme Matoy a appuyé la région du Menabe dans ce sens, avec entre autres, la mise en place et l’opérationnalisation d’un Système d’Information Régionale (SIR) et…

« Toby Farihimena » : Ravalomanana efface les traces de Rajaonarimampianina

Tout a commencé à Ankaramalaza. Le président de la République Hery Rajaonarimampianina et Marc Ravalomanana étaient tous les deux présents dans le cadre de la consécration de nombreux « Mpiandry » de l’église luthérienne (FLM). Après Ankaramalaza, les deux hommes se sont retrouvés deux semaines après à Antsirabe lors de l’ouverture du XVIIIe synode de la FJKM.…

Efa tena mampihorohoro vahoaka fatratra mihitsy raha ny asan-jiolahy eto Andrenivohitra. Tovolahy iray, manodidina ny 26 taona, indray no nisy namono rehefa avy noendahina tetsy 67 ha atsimo ny alin’ny talata 23 aogositra lasa teo, tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany tany ho any. Voalaza fa mpianatra amina oniversite lehibe tsy miankina iray eny…

Ministère de l’Intérieur : 200 étrangers expulsés en 18 mois

Ce département ministériel a donné plus de précisions sur son rôle concernant l’immigration dans le pays. Un rôle qui reste, en effet, confus pour le citoyen lambda. La direction de l’Immigration et de l’Emigration au sein du ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation a fait le point sur ses attributions, lors d’une conférence de…

Fatin-jazarano iray sahabo ho enim-bolana an-kibo no nisy nanary tao anaty kirihitr’ala amoron-dalana, omaly naraina, tany Ambalavao. Ramatoa iray niaraka amin’ny zanany roa handeha hiasa vao maraina ho eny an-tsaha no nahita ity harona plastika, ka rehefa nosavaina ny tao anatiny, satria nihevitra izy ireo fa entan’olona latsaka, vao kepoka nahita ny razana tao. Mbola…

Grande Braderie de Madagascar : La deuxième édition du 31 août au 4 septembre

L’événement de cette fin du mois d’août sera probablement la Grande Braderie de Madagascar. Plus exactement la deuxième édition 2016 qui se déroulera au Palais des Sports Mahamasina du 31 août au 4 septembre prochain. Dédiée spécialement à la rentrée scolaire, cette édition fera une fois de plus le bonheur des visiteurs en quête de…

Nidoboka am-ponja vonjimaika ilay lehilahy teratany frantsay nandona nahafaty zazavavy 17 taona ny alin’ny sabotsy 14 aogositra lasa teo rehefa voasambotry ny polisy. Raha zohina ny zava-niseho, vazaha frantsay iray no nandona nahafaty tsy tra-drano zazavavy 17 taona tamin’ny fiara tsy mataho-dàlana nentiny, tao amin’ny fokontany Betamanga any Mahajanga. Fantatra fa mamo tampona izy teo…

Hatairana tsy nisy ohatr’izany ny an’ny olona raha nahita lehilahy iray nitsirara tamin’ny tany efa nihoson-drà rehefa avy nianjera teo amin’ny karieram-bato  teny Ankorabe ao anatin’ny Kaominina ambanivohitr’Ambohimalaza, distrikan’i Sambava ny talata 23 aogositra lasa teo. Ireo mpiasa mpitrandraka sy mpikapoka vato eny amin’ity kariera ity no nahatsikaritra azy voalohany. Raha ny fijery azy dia…