Day: 26 août 2016

RN7 : Taxi-brousse Sprinter nivadika: mpandeha roa maty, sivy naratra

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray teny amin’ny lalàm-pirenena fahafito iny ny alin’ny talata 23 aogositra lasa teo. Sprinter iray no nivadika ka namoizana ain’olona roa sy nandratràna olona sivy hafa. Manodidina ny tamin’ny sivy ora sy sasany alina tany ho any no any no nitrangan’ny loza, tao Bemasoandro, anelanelan’Ankelivozona sy Sambaina, ao anatin’ny Kaominina ambanivohitr’Ambohibary Sambaina,…