Day: 8 septembre 2016

Les amoureux de danse contemporaine vont être comblés ! Du 21 au 24 septembre, le festival I’trôtra investira plusieurs endroits : l’IFM, l’AFT et le Cemdlac. Les amateurs de spectacle en plein air vont également trouver leur compte puisque cette année, I’trôtra aura aussi lieu au jardin d’Antaninarenina. Outre les différents spectacles qui seront proposés pendant les…

Hery Rajaonarimampianina à Miarinarivo : Visite sous tension

Selon nos sources, la Préfecture de Police aurait réquisitionné les Forces de l’ordre en vue de cette visite présidentielle. De source proche de la Présidence de la République, le président Hery Rajaonarimampianina sera en visite dans le District de Miarinarivo ce jour. Inauguration de « zava-bita » et remise de dons dont des kits scolaires pour les…

Nambara tamin’ny fomba ofisialy nandritra ny fihaonan’ny fikambanana natao ny 6 septambra  teo fa mijoro ara-dalàna sy ara-panjakana ankehitriny ny « Association des jeunes cadres de Vakinankaratra ». Mazava fa tanora avy amin’ny faritra vakinankaratra no mandrafitra azy ity, tanora manana andrakitra sy mandray andraikitra ary tia mandray andraikitra. « Natambatry ny fomba fijery mitovy izahay , ary…

Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny zandary teo anivon’ny borigady  dia fantatra fa tao anatin’ny hamamoana ilay olona no tafiditra tao anatin’ny fefin’olona tsy nahy ka nahatonga ny tompon-trano hiantso vonjy, ka nahatonga ny fikasihan-tanana namparatra mafy ilay raim-pianakaviana, ny alin’ny 18 aogositra lasa teo. Niara-niaiky ny nataony avokoa ireo lehilahy telo, fa ity raim-pianakaviana maty ity tokoa…

Etudes supérieures : Ambohitsaina, la grande ruée

Le Salon de l’étudiant fait le plein, hier, à Ankatso où les nouveaux bacheliers 2016 ont été nombreux à faire le déplacement, à la découverte des établissements, départements et filières qui pourraient peut-être les accueillir prochainement.  C’est une véritable ruée, qu’a connu, hier, l’Esplanade d’Ankatso  où se tient le salon, les futurs étudiants étant nombreux…

Mitohy hatrany ny ezaky ny mpitandro ny filaminana eto Toamasina araka ny baiko azon’izy ireo avy avy amin’ny lehibeny, amin’ny fametrahana ny filaminam-bahoaka isam-pokontany. Samy manana ny fomba entiny miasa avy izy ireo arakaraka ny iraka ampanaovina azy ireny. Ho an’ny polisim-pirenena dia misy ny ezaka ataon’izy ireo amin’ny fahatrarana ireo mpamaky trano sy mpanendaka,…

# – Ampanotokana. « Vaky fasana », razana 9 tsy hita.  Ny faha-4 septambra teo, novakian’ny sasany ny fasana teny amin’ny tendrombohitra Ankaraobato Ampanotokana. Very tamin’izany ny razana miisa sivy, taolan-dava avokoa. Nanentana ny fokonolona manodidina ny mpitandro filaminana mba hanao andrimaso, indrindra amin’ny alina. Ny zandary avy ao Ampanotokana no misahana ny fanadihadiana. # – Ampefiloha. Varotra…