Day: 17 septembre 2016

Omaly tokony ho tany amin’ny 12 ora sy sasany, vazaha vavy iray no nendahana telolahy tetsy Ankorondrano tsy lavitra ny fivarotana lasantsy iray. Vokany, lasan’ireo jiolahy ny poketra sy ny findain’ilay ramatoa. Raha vao niseho anefa ity sinto-mahery ity, niezaka niantso vonjy ilay vazaha ka vetivety dia tonga ny olona ary hita teo koa ny…

Filière Or : Poursuite de la campagne de formalisation

Après les descentes pour le recensement général des opérateurs effectuées par l’ANOR (Agence nationale de la filière Or), les actions pour la formalisation des activités se poursuivent. La semaine prochaine, du 19 au 22 septembre, des séances de sensibilisation sur la formalisation et les procédures seront organisées dans la Capitale, avec la présence des représentants…

A entendre les explications du Directeur territorial du Bianco, branche Analamanga, le Général Benjamina Ratovoson, des individus ont déjà été auditionnés à Ambohibao par rapport à cette affaire. Jusqu’ici, aucune explication officielle concernant l’affaire Nivo Ratsiarison n’a été donnée. En effet, pour l’heure, l’on ignore si le Directeur de Cabinet du Ministère de la Communication…

Le projet pilote de recensement de la population et de l’habitation a démarré hier pour la Région Analamanga dans le troisième arrondissement, plus précisément dans le « Fokontany » Ampandrana-Est. A titre de rappel, l’Instat ou Institut National des Statistiques a concocté ce projet dans le dessein de réaliser des essais techniques sur les matériels à utiliser…

Face aux différentes observations qui ne sont pas du tout optimistes quant à  la tenue du XVI e Sommet de la Francophonie le 26 novembre prochain à Antananarivo, le Président Hery Rajaonarimampianina s’est exprimé sur RFI. « Si je suis à Paris, c’est pour dire que l’on marche vers la réalisation de ce Sommet-là. On peut…

Mila mailo ! Tsy mitsahatra mikaroka tetik’ady hafa foana ireo olon-dratsy  hahafahany manao ny asa ratsiny. Eny amin’iny faritra Ampasika sy Andohatapenaka iny, ankizy kely indray no ampiasain’ireo olon-dratsy entina hanafihana sy handrobana ireo mpitondra fiara. Mody mitakisina amin’ireo fiara tratra anaty fitohanana ireto ankizy ireto ary manakiaka na mikapokapoka ny vatany amin’ny vato. Mazava…

Ny faha-8 septambra lasa teo, tokony ho tamin’ny 3 ora hariva, nirehitra ny fiangonana  FJKM Ziona ao Ambohitsila Ambatobehasina Fitsinjovana Bakaro, any amin’ny faritra Andramasina. Rehefa nojerena ny fahavoazana dia tafakatra hatrany amin’ny 5 tapitrisa ariary ny fahasimbana. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa mitokamonina tanteraka ity trano fivavahana ity ary katekista no mitondra ny fiangonana.…

Lehilahy iray no maty nandritra ny lanonam-pamadihana iray tao Ambohidranandriana Distrika Antsirabe faharoa. Mbola ao anatin’ny androm-pamadihana tanteraka amin’izao, indrindra ny eto Vakinankaratra izay tena mbola mandala sy manaraka ity fomba malagasy ity. Raha fifaliana hatrany no Ihaonan’ny mpianakavy rehefa androm-pamadihana, tsy mba izany kosa no nitranga tao amin’ny fokontany iray antsoina hoe Fanjakamandroso Antsirabe…

Ny faha-8 septambra lasa teo, tokony ho tamin’ny 3 ora hariva, nirehitra ny fiangonana  FJKM Ziona ao Ambohitsila Ambatobehasina Fitsinjovana Bakaro, any amin’ny faritra Andramasina. Rehefa nojerena ny fahavoazana dia tafakatra hatrany amin’ny 5 tapitrisa ariary ny fahasimbana. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa mitokamonina tanteraka ity trano fivavahana ity ary katekista no mitondra ny fiangonana.…