Day: 27 septembre 2016

Enfants et jeunes en situation de handicap : Améliorer leur accès à l’éducation

Les enfants et les jeunes en situation de handicap et leurs familles se considèrent, bien souvent, comme des laissés-pour-compte en matière d’accès de ces personnes à l’éducation.  Sensibiliser et mettre les mains à la pâte. C’est ainsi que l’on pourrait changer une situation longtemps vécue par nombre d’enfants en situation de handicap : l’extrême difficulté à…

Ny faha-25 septamba teo no nankalazan’ny Terak’i Fianarantsoa Miaradia amin’ny Filoha ho Fifampitsimbinana ( TEFIMAFI) ny tsingerintaoana voalohany nisian’ny fikambanana nitsanganan’ity mpanao asa soa ity. Ireo mpikambana rehetra monina eny Ivato « aéroport » no ao anatin’izany mpanao asa soa izany. Tamin’io lanonana io no nanomezan’ny Filoha mivady vary gony 2, labozia, sira, menaka, cahier stylo sns,…

Lasakana simenitra halatra miisa 26  no tra-tehaky ny pôlisy avy etsy amin’ny boriborintany fahenina, ny sabotsy lasa teo, tetsy Andohatampenaka. Olona efatra no voarohirohy tamin’ity tranga ity ka voetery notazomina sy nanaovana fanadihadiana tany amin’ny biraon’ny pôlisy. Araka ny fanazavàna azo dia antso avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahafantaran’ireo mpitandro filaminana ny fisiana sarety…

Omaly maraina, nahazo antso ny zandary miasa eny amin’ny faritra Ambohimangakely fa misy fiara mitondra toaka gasy, na toaka voarara hatrany amin’ny 1 200 litatra eny amina tobina lasantsy iray eny an-toerana. Fiara no nitondra ireo toaka voarara ireo. Tsy niandry fa nandeha teny amin’ilay toerana voatondro ny mpitandro filaminana. Hita tao anaty fiara Mazda ny…

« La majorité de la main d’œuvre et des entreprises bénéficiaires des travaux en vue du Sommet de la Francophonie ne sont ni des Chinois, ni des Français, mais bel et bien des Malgaches. » Cette précision vient du ministre auprès de la Présidence en charge des projets présidentiels, de l’Aménagement du Territoire et de l’Equipement Narson…

Sahy ny olon-dratsy amin’izao. Raim-pianakaviana iray no naratra mafy tapa-tanana nokapain’ny jiolahy ny famaky, ny alin’ny alahady teo, tany Morombe. Raha ny fantatra araka ny vaovao voaray dia lehilahy telo tsy nisaron-tava nirongo fitaovam-piadiana no nanafika tokantrano iray tao Antanimeva. Raha vao tafiditra tao an-trano ireo malaso dia nangorona ny telefaonina avy hatrany no nataon’izy…

Le Professeur de sociologie politique, ancien diplomate et membre du Comité d’Experts pour la réconciliation émet son point de vue concernant la situation politique actuelle. Interview. Midi: Que pensez-vous du durcissement des contestations à Soamahamanina, les répressions du mouvement du MMF et les poursuites contre les dirigeants MAPAR ? André Rasolo: « Ce n’est pas un…

De retour au pays après avoir participé au Sommet des Nations Unies à New York, le Président Hery Rajaonarimampianina reprend son bâton de pèlerin et débute une tournée régionale. Une tournée économique Une tournée qui se veut avant tout économique, puisque le Président de la République sera dès aujourd’hui à Toamasina, la capitale économique du…

Lehilahy iray sahabo ho 35 taona, izay voalaza fa marary saina no torana tsy nahatsiaro tena sy naratra mafy vaky loha rehefa avy nitsambikina avy teny ambony taksiborosy nitondra azy, afak’ omaly antoandro, tao Beravina Fianarantsoa, amin’ny lalam-pirenena fahafito iny. Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana dia avy any Alakamisy Ambohimaha nentin’ny havany hotsaboina…