Day: 5 octobre 2016

Nivadika teo amin’ny arabe, tao amin’ny tanana antsoina hoe Sarimasina 5km tsy hidirana ny tanànan’i Toamasina ny fiara Sprinter an’ny orinasam-pitaterana Cotisse, mpanao zotra Antananarivo – Toamasina, tokony tamin’ny 4ora maraina. Mpandeha 10 tamin’ireo 18 tao anaty fiara no naratra mafy nandritra izany, ka tsaboina eo anivon’ny hopitaly ben’i Toamasina, tsy nisy kosa ny maty.…