Day: 10 octobre 2016

Ity tranga tao Ankarena Vohilava Sainte-Marie ity no atao hoe “matin’ny amboakely tiana” aminy. Tera-tany Aotrisiana, Stockn Manfred 63taona, iray no hita faty teo akaikin’ilay tora-pasika nahitana ny fatin’i Magalie sy i Romain, ny sabotsy maraina teo tokony tamin’ny 7ora maraina. Rimbana tanteraka ny tarehin’ity teratany vahiny tompon’ny trano fandraisam-bahiny “Adonys” ao Vohilava ity, tamin’ny…

Tournoi ITF/CAT U12/U14 JEUNES DODOS : L’or en simple pour Yaëlle Vaissaud, L’or du double pour Manuella et Finaritra

Le tournoi des jeunes dodos version 2016 a permis au tennis malgache de s’illustrer et de bien s’illustrer sur la scène internationale avec des jeunes titrés et des jeunes espoirs en sus. Si auparavant, le niveau nous paraissait acceptable, voire moyen, cette année, selon le directeur technique national Dina Razafimahatratra, « le niveau était relativement plus…

Tamin’ny  8 oktobra lasa teo, tra-tehaky ny zandry tany Alatsinainy Bakaro  ny jiolahy  dimy, fantatra fa avy nanafika mpandraharaha tany amin’ny faritra Anosibe An’Ala, ny 7 oktobra tamin’ny 10 ora maraina. Ny loharanom-baovao no nahafantarana, fa tokony ho tamin’ny 5 ora hariva no azo izy ireo. Voalaza kosa fa misy namany roa izay mbola karohin’ny…

La saga entre les gros bras de la CUA et les « petits » marchands à la sauvette ressemble à un jeu vidéo. Avec pour univers, les avenues et rues de la capitale qui sont le théâtre d’une partie interminable. Le jeu reprend – avec rarement un niveau au-dessus – dès que l’un a perdu sans que…

# – Anosipatrana. Fatin-dehilahy tao Ikopa. Fatin-dehilahy iray no hitan’ny mpitondra lakana vao maraina, teny Anosipatrana, ny sabotsy maraina tamin’ny 6 ora. Rehefa nampakarina teny an-tanety ny razana, dia hita fa nisy ratra teo amin’ny tanany ary mangana be ny tratrany. Tombanana araka izany, fa nisy namono io olona io vao navarina tany anaty rano.…

Ombay mitady : Sambo Ratianarivo,  zazalahy kely 10 taona

Nanomboka tamin ‘ny alakamisy 29 septambra teo, no tsy hita  Ratinarivo Sambo. Zazalahy kely 10 taona, monina any Andakana, fokontany Ambohitromby, kaominina Andriba, distrikan’i Maevatanana, faritra Betsiboka. Araka ny fanazavan-dRtoa Ben’ny tanànan’Andriba, Raveloarivony Laurence, dia Rangahy lehilahy milaza ny hatory eo an-tanàna fa tratran’ny areti-nify no nitondra azy. Araka ny fanaon’ny olona any amin’izy ireo,…

Ady tany amin’ny bal no niandohany ary izao niafara tamin’ny fifamonoana izao mihitsy. Ny alarobia teo no niseho izany. Lehilahy iray antsoina hoe Zefa no niady tamin’ny iray hafa fantatra amin’ny anarana hoe Jean Paul. Rehefa voa mafy ity farany noho ny vono sy ratra nahazo azy, dia voatery tsy maintsy nalefa nampakarina hotsaboina tany…