Day: 18 octobre 2016

Ny herinandro lasa teo, mpangalatra môtô efa-dahy, efa rain-dahiny amin’ity asa ratsiny ity, no tratra ny velam-pandriky ny pôlisy ka noraisim-potsiny teny Ivandry, amoron’i Masay, mbola teo am-panosehana môtô halatra. Manoloana ny firongatry ny fangalarana môtô « scooter » eny amin’iny faritra Ivandry, Soavimasoandro sy ny manodidina iny dia nisy ny hetsika nataon’ny pôlisin’ny boriborintany faha-valo mba…

Le Syndicat Autonome des Travailleurs de la Jirama (SAT/Jirama) veut apporter des explications sur l’origine du délestage. En fait, « on dirait qu’il y a une campagne de dénigrement de cette société d’Etat concernant les vols de carburants et la mauvaise gouvernance au sein même de l’entreprise. Et les conséquences sont désastreuses pour la Jirama et…

Rencontre, hier entre le ministre auprès de la Présidence chargé des Projets Présidentiels,  de l’Aménagement du Territoire et de l’Equipement, Narson RAFIDIMANANA, et  l’Ambassadeur de France, Madame Véronique Vouland-Aneini. Une occasion pour cette dernière de présenter le nouveau Conseiller Economique de l’Ambassade de France à Madagascar. Les dirigeants d’Air Liquide entreprise française leader dans la…

Société Huawei : Des matériels de surveillance à l’occasion du Sommet du COMESA

Dans le cadre d’un partenariat public-privé et à l’occasion du sommet du COMESA, la société chinoise Huawei a offert des matériels de surveillance pour assurer la sécurité lors cet événement d’envergure internationale. Il s’agit des caméras et des écrans de surveillance. En outre, Huawei a également offert 21 terminaux pour les transmissions des données et…

Niainga tamin’ny fisian’ny vehivavy iray izay niditra tao anatin’ireny toerana ireny ny raharaha. Nanatona lehilahy iray izay nipetraka irery izy ary nizara ny alahelony teo. Nohazavainy fa tratran’ny vadiny niaraka tamin’olona izy ary niteraka olana be izany. Taorian’izay dia nangataka fahana mba ahafahany miantso ny vadiny izy mba handaminana ny raharaha. Noho ny fangorahana dia…

Ankizy mianadahy, ny iray 8 taona ny faharoa 5 taona, no voalazan’ny vaovao fa nalefa any Mayotte ary dia tsy tafaverin intsony hatramin’izao. Ny loharanom-boavao no nahafantarana fa efa tamin’ny faha-23 jolay no niala tao an-tranony tany Antsiranana izy mianadahy ireo. Ny dadatoany no voalaza fa naka azy ireo tao amin’ny rainy izay mipetraka ao…

Taorian’ny fanomezan’ny prefen’i Toamasina herinandro tsy maintsy ahitana vokatra ho an’ireo mpitandro ny filaminana amin’ny fahatrarana ireo andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana PA sy mpitaingina moto, dia nody ho ventiny amin’ny ampahany aloha ny asa nataon’ireo polisim-pirenena eto Toamasina, satria nisy iray tamin’ireo mpanao izany no tratran’izy ireo tsy afa-nihetsika. I “Ngeza” 23 taona ity tratra…