Day: 18 octobre 2016

Les équipes du Cosfa et de l’ASCUT enregistrent respectivement une défaite. A deux jours de la fin des éliminatoires, les deux formations montent en puissance.   Equilibrées et très disputées. Ces qualifications décrivent fidèlement la réalité dans les championnats de Madagascar de basket-ball, du moins dans la catégorie masculine N1A, si chez les dames, les…

Risque d’une nouvelle crise : Rajaonarimampianina poussé au dialogue

Le dialogue resterait la seule solution pour préserver la stabilité politique à Madagascar. Tout semble actuellement pousser le président de la République Hery Rajaonarimampianina à accepter le dialogue avec les autres entités et personnalités politiques susceptibles d’influencer la cour des événements dans le pays. A Antsiranana, l’ancien président Didier Ratsiraka a remis sur le tapis…

Efa mirongatra tanteraka ny asa ratsy ankehitriny. Afak’omaly tokony tamin’ny 11 alina teo no nitrangan’ity loza ity teny amin’iny faritra Ankasina  iny. 5 lahy nirongo basy sy antsy no nanendaka raim-pianakaviana iray. Vokany lasan’ireto tsy mataho-tody ny vola izay fantatra fa mitentina 1 hetsy ariary niaraka ny finday izay  lafo vidy. Ny  loharanom-baovao hatrany no…

Fivarotana iray no lasibatry ny fanafihan-jiolahy tao Andraikiba Antsirabe ny sabotsy lasa teo. Mpivarotra iray manamorona ny farihy no voatafika ka lasan’ireo jiolahy tamin’izany ny lelavola 2 000 000 Ariary miampy firavaka sarobidy maromaro sy ny entana lafo vidy. Tokony ho tamin’ny 11 alina no tonga tao an-trano nandondona ny varavarany ireo jiolahy, hoy ny niharam-boina. Niantso…