Day: 20 octobre 2016

Levée d’immunité parlementaire : Trois députés dans le collimateur de la Justice

Trois députés font actuellement l’objet de demandes de levée d’immunité parlementaire pour escroquerie et corruption. Aucun ordre du jour n’est encore adopté à l’Assemblée nationale, 48 heures après l’ouverture officielle de la deuxième session ordinaire du Parlement. La première conférence des présidents n’aura lieu que ce matin à partir de 10h. Quoi qu’il en soit,…

Aina roa no indray nafoy tao Marofototra, ao amin’ny fokontany Adindrahomby, any amin’ny distrikan’i Sambava, ny talata maraina lasa teo. Ny iray maty nokapain’olona marary saina tamin’ny famaky, moa ity farany niharan’ny fitsaram-bahoaka ka namoy ny ainy ihany koa. Araka ny vaovao azo avy any an-toerana dia misy olona adaka miriaria ao amin’io fokontany io,…

Corsair fête les 20 ans de desserte de la ligne Antananarivo-Paris. Un événement qui a valu le déplacement de Pascal Izaguirre, le PDG de Corsair. Lors d’une conférence de presse qu’il a donnée, hier au InfiniThé Ivandry, Pascal Izaguirre a fait état des projets futurs de la compagnie qui va renforcer désormais sa présence à Madagascar.…

Sahy ny jiolahy ankehitriny, ary tsy menatr’olona intsony amin’ny asa ratsiny. Ramatoa iray no nendahina roalahy tsy nisaro-tava, omaly antoandro, tokony ho tamin’ny 11 ora tany ho any, tetsy Tsimbazaza tsy lavitra ny lapan’ny Anterieram-pirenena. Nandeha teny an-dàlana toy ny olon-drehetra ity ramatoa ity no sady niresaka tamin’ny olona tamin’ny findainy no avy dia nobedain’ireo…

Afak’omaly hariva  tokony ho tamin’ny 4 ora teo no nentina teny amin’ny hopitaly ity ramatoa be ity, izay voalaza fa nianjeran’ny tamboho vokatr’ilay rotsak’orana nitranga ny sabotsy lasa teo. Ny loharanom-baovao hatrany no nahafantarana fa  tsy tana intsony ny ain’ity ramatoa ity rehefa tonga teny amin’ny hopitaly. Alanenina sisa ny an’ny fianakaviana sy ny mpitsabo…