Day: 22 octobre 2016

Séminaire de la société civile : L’accès à l’information recommandé !

Le séminaire sur la citoyenneté organisé par l’Ambassade de France et l’organisation de la société civile malgache s’est poursuivi hier avec une table ronde sur les principaux blocages y afférents. La journée de jeudi (ouverture du séminaire) a été riche en approches anthropologiques, suivies d’un exposé sur la « perception de la citoyenneté à Madagascar » et…

Ny alarobia lasa teo, vehivavy roa no voasambotry ny pôlisy avy ao amin’ny kaomisarian’Itaosy, teo am-pivarotana rongony. Mbola nahitàna fonosan-drongony miisa 36 rahateo moa tany amin’izy ireo. Raha ny fanazavàna azo dia avy tamina fanadihadiana andian-jatovo tratra nifoka rongony teny an-toerana no nahafantarana ireto vehivavy ireto. Io alarobia io ihany mantsy dia tra-tehaka teo am-pifohana…

Ny fofona izay tsy azo niainana intsony no nanaitra ny olona. Nozahana ny zava-nisy ary teo no nahitàna razana efa potika. Tao anaty lava-piringa no nanafenana azy. Niezaka ny olona, omaly, ny nanala izany tao saingy tsy tafavoaka. Voatery niantso ny mpamonjy voina izay nanao ny fomba rehetra namoahana ny razana tao anatin’ilay lava-piringa. Fanindroany…

Bien qu’ils agissent en ordre dispersé, les différentes entités politiques de l’opposition semblent actuellement converger vers un schéma qui exclut la violence et des changements anticonstitutionnels. D’après les bruits de coulisses, ce schéma consiste à mettre en place un « gouvernement de pleins pouvoirs ». Certains le qualifient aussi « gouvernement d’ouverture ou d’union nationale ». Dialogue. Le schéma…

Andian-jiolahy mpanao fanafihana sy mpaka an-keriny no ravan’ny mpitandro filaminana omaly tetsy Ambanida, raha nikasa ny hanao ny asa ratsiny. Sinoa mpandraharaha iray no nataon’izy ireo lasibatra. Tsy mbola voafaritra mazava ny isan’ireo jiolahy. Raha araka ny fantatra dia handeha hanatitra vola ao amin’ny banky iray ao an-toerana io teratany sinoa io, omaly antoandro. Karazan’ny…

Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’iny faritra Ambohangibe iny,  omaly tolak’andro tokony ho tamin’ny  iray ora latsaka fahefany teo. Ny loharanom-baovao hatrany no nahafantarana fa moto 2 no nifandona mafy. Vokany, samy tapaka ny tongotry ny roa tonta, na ny andaniny na ny ankilany. Teo ihany koa ny filazana fa simba tanteraka ihany koa ireto moto…