Day: 16 novembre 2016

Assaut de l’Hôtel de Ville : La CUA dénonce un putsch raté

L’enquête se poursuit pour savoir la vérité sur ce qui s’est passé le 9 novembre 2016 à Analakely. Le passage à Madagascar d’un expert américain en droit international, qui a été reçu hier à la Commune Urbaine d’Antananarivo, a amené les responsables de l’Exécutif municipal à rebondir sur l’incident du 9 novembre dernier. D’après la…

BNI Madagascar : Succès pour les crédits aux fonctionnaires

Avec les différentes offres proposées actuellement par les banques primaires, le taux de bancarisation augmente à Madagascar.  Les produits et services bancaires dédiés aux fonctionnaires sont très prisés auprès de la BNI  Madagascar. Conformes. . La preuve, ils étaient plus de 2 000 fonctionnaires et agents de l’Etat à avoir manifesté leur intérêt sur les crédits…

Alaotra : Niverina nanorim-ponenana ireo vahiny mpividy vato

Tao aorian’ny fanaovana hazalambo sy fandroahana  ireo Srilanke sy vahiny hafa  mpividy vato taty Ambatondrazaka , ka nahatonga ireo vahiny ireo hitsoaka sy hiala ny tanàna herinandro lasa izay . Gaga sy talanjona ny rehetra, fa niverina avokoa ireo vahiny mpividy vato ka tsy misy sahy miteny ireo  tompon’andraikitra. Manomboka misokatra avokoa ireo trano  fivantanan’izy…

L’Association internationale AMCWA dont le but est de partager la valeur des pays développés, travaille dans des projets dans le secteur de l’éducation, de la santé et hygiène et du développement rural, depuis sa création en 2009. Elle a également réhabilité une route secondaire de 5km allant du pont d’Antsampandrano jusqu’au village de Mahitsy. Dans…

Ny alatsinainy lasa teo tokony ho tamin’ny 01 ora tolak’andro, no nisehoan’ity tranga ity , teny amin’iny faritra Soavimasoandro iny. Araka ny loharanom-baovao voaray, dia  rongony 18 fonosana no saron’ny polisy teny amin’iny toerana iny. Fantatra fa renim-pianakaviana iray no voasambotra tamin’izany. Ny vaovao hatrany no nahafantarana, fa tonga teny an-toerana ireo mpitandro ny filaminana…

Teny amin’iny faritra Ambohimanarina iny no nisehoan’ity tranga ity,ny alatsinainy lasa teo , tokony ho tamin’ny 12 ora antoandro. Araka ny loharanom-baovao voaray, dia fantatra fa tovolahy iray manan-kilema, izay voalaza fa sady moana no marenina no tra-tehaka teo am-pangalarana finday avolenta ; izay tao an-tokantrano iray. Ny vaovao hatrany no nahafantarana, fa tratra am-bodiomby mihitsy…